Ny sary hono ....

1. pika ( 24/05/2005 14:26)
misy milaza izany fa azo hitarafana toetoetr'olona iray ny sariny
oh hoe raha vao mahita ny sarin'i ....dia toa olona kizitina be izany, na masika, ....
mahita ve nareo
novalian'i fijo ny 16/06/2005 21:03
2. rpk ( 24/05/2005 14:41)
ouaaiiiss, tena marina zany. Tombanana ivelany fotsiny de hita we mafinaritra ianona na mora kizitina i anona
3. sonwin ( 24/05/2005 15:02)
tsy haiko aloha fa za vahiny e
4. bichette ( 24/05/2005 15:02)
Tandremana ihany anefa fa mety avy niady tamin'olona ilay olona dia tonga dia naka sary avy eo dia ilay endriny mbola cripé :x na :? na :( iny ho mbola hita eo amin'ny endriny fa mody :°):°):°) fotsiny...
5. britney ( 24/05/2005 16:09)
zà aloha tsy mino izany e!
misy ol tena otran'ny masiaka be am sary nefa tena gentil(le)s be mintsy ka aoana ary zany!!!!
6. mandrindra ( 24/05/2005 16:18)
Ny ao anaty tsy hita ety ivelany.
7. sonwin ( 24/05/2005 16:19)
satria miakanjo izy:)
8. booboo ( 24/05/2005 16:21)
fa mety ho hita ihany anefa raha sendra manao taille basse :°)
9. pitchou ( 24/05/2005 17:45)
booboo :-D:-D:-D:-D
ie! matetika mazava kokoa ny toetran'ny olona @ sary! misy zavatra iray tsy mahay mandainga loatra dia ny maso! na hitsiky hampiseho nify aza izy hita taratra eny foana hoe masiaka
10. yonikafopl ( 24/05/2005 20:57)
pitchou za kou mitovy hevitra aminjy? ny maso no jiro manazava ny any anaty rehetra any,
11. pika ( 25/05/2005 05:28)
ny maso mijery izany fitaratra vita e
raha azoko tsara izany dia ny maso ao anaty sary no tena ahafantarana ilay olona a:)
12. mamzelkely ( 25/05/2005 07:58)
nefa ozizy ny fitenenana we (miala tsiny am le teny vahiny): il ne faut jamais se fier aux apparences... les apparences sont souvent trompeuses...
13. ari.malala ( 25/05/2005 08:06)
Miombon-kevitra tanteraka @ mamzelkely.
14. maditra ( 25/05/2005 15:00)
Zah koa miombon-kevitra amin'i mamzelkely. Amin'ny ankampobeny, mora dinihina avy ety ivelany ny toetran'olo fa misy ange ireo saka mahay manafina rambo e! Sao voa e! Mitandrema
15. fijo ( 25/05/2005 22:44)
marina izany ka.za izao vao nahita an'i yonika avy dia hitako fa olona tsotra be.
16. pitchou ( 27/05/2005 12:21)
d tsy matoky an'izay ve enao?
17. bichette ( 27/05/2005 13:24)
ka raha amin'iny fotoana naka sary iny wa ilay ol no tezitra nefa voatery haka sary dia lasa masika ny masony dia lazaina hoe masiaka ve ilay olona ? tsia !
18. welie ( 27/05/2005 15:22)
Misy maha marina azy ihany io ka!
Fa ny mandreraka fotsiny raha hoe efa nanao imagen'ilay olona ao an-tsaina enao nefa kay tsy mitombona dia lasa.... tsss..... Ohatra zao nareo mahita ahy dia hoe i welie kay vehivavy masiaka be nefa kay za tena tsara fanahy be mihintsiny nefany oooooooo!!! :-P
19. dadabe ( 27/05/2005 19:50)
zah tsy kopy le resaka kle
20. booboo ( 27/05/2005 20:22)
Vakio hatr@ vôlohany dé azo, araka, mazava @ zay :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3757