Ny sary hono ....

21. welie ( 28/05/2005 11:35)
dadabe kosa rangà dé zao fona zany ve? Dia mila hazavaina be fona le resaka vao mba mikopy... :-P:-P;-)
22. lanto ( 28/05/2005 12:21)
dadabe>:arrow::arrow::arrow::miam::miam::miam:de mi-:@:@:@
23. welie ( 28/05/2005 12:29)
lanto> Raikitra njay fa nampidirinjy le resaka mifoka... Hihihihihihi.....
24. lanto ( 28/05/2005 14:00)
welie> ka tsy maintsy hoe zany ihany kou :lol:
25. yonikafopl ( 28/05/2005 14:45)
lanto nga kou njy manamaina kle:roll:
26. mamzelkely ( 28/05/2005 15:52)
za tsy maintsy mi:@ kely alo de fantatro dôly nareo am tare anareo!!!:p
27. lanto ( 28/05/2005 18:34)
yonika> an3 sady efa hiala teto zah fa kofona ato :p
28. poupounesana ( 29/05/2005 08:59)
d ahona ry reto rah oll tsy photogénika? za alou mahita f ny sary ndray2 mamitaka eh!
rah hoe tonga d le tarehin'le oll no jerena d ekeko we tonga d fantatra ny tototrany
29. sonwin ( 29/05/2005 09:50)
Ie, arakara-tarehy voa-javatra
30. dadabe ( 29/05/2005 12:37)
oay le :D:D:D:Dlanto >mahazo bizouroka njy androany :-*
mamzelkely >merciii:-*

ekena lesy frera a
:@
31. majakely ( 30/05/2005 12:56)
:@ pounk kely ary mamzellekely sy dadabe e!!!!
32. lanto ( 30/05/2005 13:48)
dadabe hihihi
Dia tena azoko tokoa ange zareo ilay biz'oroka e! hummmm
33. dadabe ( 30/05/2005 15:50)
:@lanto kousa rangah a:wink:
majakely>ekena total e:@:@
34. fijo ( 30/05/2005 22:11)
poupou an rehefa papiezenika ve tsy hotsara foana ny fotozenika
35. sonwin ( 31/05/2005 14:35)
Fa ny sary ko ndraindray nefa mamitaka an, ny fonony fotsiny no kanto sy meva, ny atiny foana fa lohan-drameva e
36. fijo ( 31/05/2005 22:48)
za efa voa .hi hi hifa dia toa ny daba io e.taingenana aloha vao hita
37. pitchou ( 01/06/2005 06:56)
dain! mahasosotra be ny filazanareo 2lahy azy izany!
38. lanto ( 01/06/2005 08:29)
dadabe> oupsssssssss hay mou sékilé ? :-*
39. dadabe ( 01/06/2005 11:30)
zay


fa le sary anie mety ho milaza ny marina ihany e,jereo zao ny sarin'i sasa hhmm marina iny a
40. fijo ( 15/06/2005 04:30)
mety homarina iny ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3648