mba mila ny hevitrareo e

1. hasinah ( 20/05/2005 09:21)
Manao azafady aloha amin'ilay anarana tsy miseho fa tsy dia tiako ho fantany loatra ito lohahevitra ito.
Fantako hoe mitia be ahy izy ary hananako porofo maro izany,saingy izao : nohon'ny fifanalavirana izao aloha sy ny tsy azo hanoharana dia nitsotra izy hoe izaho hanao sipa hoy izy aty! nefa dia manome toky izy fa izaho no tompon'ny fony tsy hatakalony hafa tsy maintsy ho vadiny mandrakizay sy anatrehan'Atra, tsy misy hatakaloko an'iza sy iza sns hoy izy!
Raha izaho aloha dia tia ary ohatran'ny tsy te-hierika aty ary amin'io fitiavana io intsony sady mba mahafinaritra ahy ny toetrany koa, fantako koa hoe sérieux ireo teniny ireo sy ny fitiavany ahy, fa mba lasa ihany ny saiko hoe na dia tena tia izany ve ianao nataon'ny olona izany hoe izaho hanao sipa dia hiaritra eo foana? efa tena sûre koa aho hoe hiafara amin'ny fanambadiana ny fiarahanay fa ny foko amin'izao no tsy mety afak'alahelo aloha noho io, tsy haiko hoe inona ny fihetsika tokony horaisiko anatrehan'izany.
Mba omeo ny hevitrareo azafady e! misaotra
novalian'i pitchou ny 24/05/2005 18:13
2. hasinah ( 20/05/2005 09:22)
oopss niseho ihany ilay anarana[':lol:']
ao fa tsy manin e
3. pika ( 20/05/2005 09:29)
dia ny mbola tsy voafatotra @ resaka fanambadiana aloha dia saino tsara sy diniho
aza maika ny hanambady raha toa izany ny zavatra mitranga
tsy milaza aho hoe saraho fa fakafakao tsara aloha hoe tena tia ve izy? sao mantsy fahasambarana no tadiavina nefa fijaliana @ hasarotapiharo sns no azo
4. booboo ( 20/05/2005 09:42)
dé saino lavitra koa oe refa any aoriana any ve ka hivady nareo dé ho zakanao ve ny mieritreritra oe nitia oul hafa an-koatra anao izy t@ enao tsy teo ?
Ary ndray andro any koa, raha noho asa aman-draharaha ka voatery hisara-toerana ndray nareo dé mbola hahatoky azy ve enao oe tsy hanao sipa izy mandra-paha indray ? Mampitahotra ve zà ? hihihihihi
Miresaha tsara aminy klou dé anontanio azy ny antony ilainy "manao sipa" dé hitanao zay ataonao.
5. hery ( 20/05/2005 10:23)
Raha anontanianao izy hoe raha sendra sanatria sanatria solafaka aho any aoriana any dia ahoana no mety hataonao? :-)
6. annie ( 20/05/2005 10:50)
amiko dia tsy tia anao izy matoa tsy maharitra ny fisarahanareo!Marina daholo ireo voalaza eo ambony ireo fa diniho tsara aloha.Raha tena tia anao izy dia zay iray na manafatra anao ho eo akaikiny izy na mifehy tena tsotra zao
7. sonwin ( 20/05/2005 11:22)
hasinah> Misy fiteny izay hoe ny ela maha iray ny roa.Raha hanao sipa izy an, iny foana no hifanerasera aminy any lavitra any, hitombo fitiavana ho azy io olona hiarahany io izy ary ho tamana ary hiraikitra ny hiafarany satria hisy fitiavana haniry ao, indrindra hisy ny firaisana...lanjalanjao tsara ihany fa ny fitiavana tsy vitan\'ny fanomezan-toky sy ny tiako ianao, fa mila aseho amin\'ny fomba fiainana sy ny fihetsika rehetra.Mailo ianao fa toa....asa anefa..teneno izy hoe de ahoana raha manao sipa koa za hoe, ts hahazaka izy fa harary ny lohany
8. rpk ( 20/05/2005 11:29)
ô lety eh, to tena hendry be elah zany?:-D tsss...:lol: fa hisy firaisana inona hono any aoriana???:-D:-D:-D
Tsy milay zany ra misy mbola manao sipa izany ny iray nefa we efa nihevitra ny hivady eh.:lol: Mitadiva hafa de soloy....:-D:-D:-D

9. niainaharison ( 20/05/2005 12:31)
hay vé ianao ihany ry hasinah é...
heritrereto tsara io tenenin'i booboo io...marina tokoa fa sarotra bé le misara=toerana...ary tsy ny zavatra maka fanahy no tsy misy...maro bé tokoa...fa ny tsapako de tena marina ilay hoé "la presence est une preuve d'amour"...fa rehefa tsy ahenoako vaovao lé olona tiako any lavitra any, de lasa otran'ny mitady "hibolila izany zaho", fa ny mahagaga ahy hatramin'izao de rehefa iny saho mitady hibilila iny, dé tonga tampoka ny msg na ny antso na zavatra hafa avy amin'ilay tiako any lavitra any mampatsiahy ahy fa misy olontiko any, ary hay izy mbola tena tia ahy sy mieritreritra mafy ahy...de adinoko ho azy ny "mpaka fanahy é" samihafa é..lol..
hitako fa manimba ny fitiavana ny elanelantany...indrindra raha maharitra éla loatra...
10. pitchou ( 20/05/2005 19:51)
d asa aloha ry hasinah fa raha olona ho vadiko izao no miteny ahy hoe "hiaraka @ olon-kafa aho" d rehefa eo ianao d ianao ihany indraymarina aho raha hiaritra an'izany? isaky ny tsy eo aho izany d misy olon-kafa foana eo ve? tsy matoky aho kouououou!
d raha izaho be loha ity sy tsy manaiky ampirafesina ity d tsy mandany andro mamakafaka intsony aho fa efa izay izany no hataony! ary ahoana tokoa moa no hahalalana izay mety ho fivadian'ny rasa ka ianao niandry azy taty nefa izy ka tena nahahorim-pitia tany?
ary izy tokoa ve manaiky sy mamporisika anao mba hanao sipa koa aty e?
11. mamzelkely ( 21/05/2005 06:56)
de tena mifona aminao za ry hasinah fa tsy hitako zay lazaina satria sarotra be le situation sady en plus mandry ve ny eritreritry njy refa miverina izy we " ty lelahy ty zany zao dia niaraka tam na vevavy de nifanoroka taminy de mety ... taminy" de njy ve de hanaiky anzany nefa njy aty niandry hendry be... tena tsy haiko alo fa ra za alo no atao anzany de tsy manaiky e!!! fa anao ihany no misafidy...
12. chakkakkely ( 21/05/2005 07:17)
hasinah:

Manao azafady aloha amin'ilay anarana tsy miseho fa tsy dia tiako ho fantany loatra ito lohahevitra ito.
Fantako hoe mitia be ahy izy ary hananako porofo maro izany,saingy izao : nohon'ny fifanalavirana izao aloha sy ny tsy azo hanoharana dia nitsotra izy hoe izaho hanao sipa hoy izy aty! nefa dia manome toky izy fa izaho no tompon'ny fony tsy hatakalony hafa tsy maintsy ho vadiny mandrakizay sy anatrehan'Atra, tsy misy hatakaloko an'iza sy iza sns hoy izy!
Raha izaho aloha dia tia ary ohatran'ny tsy te-hierika aty ary amin'io fitiavana io intsony sady mba mahafinaritra ahy ny toetrany koa, fantako koa hoe sérieux ireo teniny ireo sy ny fitiavany ahy, fa mba lasa ihany ny saiko hoe na dia tena tia izany ve ianao nataon'ny olona izany hoe izaho hanao sipa dia hiaritra eo foana? efa tena sûre koa aho hoe hiafara amin'ny fanambadiana ny fiarahanay fa ny foko amin'izao no tsy mety afak'alahelo aloha noho io, tsy haiko hoe inona ny fihetsika tokony horaisiko anatrehan'izany.
Mba omeo ny hevitrareo azafady e! misaotra



bon, ny cas ako mitovitovy ny @nao io , fa saingy izy alo tsy niteny hoe anao sipa za aty eh! fa tena hendry be ono izy! any fa za dray no otrany maditra kely fa na dia zany aza je sais que c'est toujours que j'aime

13. sonwin ( 21/05/2005 08:53)
mangala-pihinana zany ny sakakely an ...hen hen:@, non nisy mitsaingoka mantsy e:cool:
14. chakkakkely ( 21/05/2005 13:34)
salut , za iany le nanoratra teo fa saingy efa ho tapitra ny fotoana nijanonako teo dia tsy vohazavako tsara ny hevotro!

zao ary , novakiko daholo ireo zavatra nolazain ny olona ireo, ary tena marina daholo tokoa ireo, fa saingy zao eh, tsy aiko hoe efa naharitra firy taona nareo no nisara toerana, fa tena tsy mora io misara toerana io ary indrindra ra ela loatra, sady ra hoe koa mbola ho ela nareo vao hifankahita, fa ny cas ako alo no hazavaiko, efa ela zay no nisara toerana, fa zay alo miresaka foana eh , na eto @ net na @ tel au moin une fois par semaine ra farany ela , dia lui il me dit hoe il m'aime et tous , dia za koa tia anazy, fa saingy le efa nolazaiko anao teo dia za miaraka @ na olona hafa , nefa za ra miaraka @ na olona hafa aza c'est pas par amour, fa juste mba manala azy eh, tsy aiko ra hazona na tsia , je m'amuse, et tous, fa ny fitiavako tsy mety lasa any aminy mintsy , fa izy foana iany no tiako, mety hoe, tsy eken ny sain ny sasany zany fa hoe lasa ho tianazy za na tsy aiko fa dia hatramizao alo dia tena sty miheritreritra avenir @ le miaraka @ko aty mintsy za fa izy iany sady za koa zany efa handeha ho any aminy dia asa tsy aiko mety hoe zay koa angamba, tsy aiko! fa na dia zany aza aza tapahana mintsy ny contact entre an nareo, fa ra vao tapaka io dia mety ho sarotra iany fa ra tiana izy dia zay, fa rehefa tsapany fa eo foana iany dia tonga saina iany izy hoe tena misy tia ahy tokoa any lavitra any! zay fa mahereza eh!
15. mamzelkely ( 21/05/2005 14:57)
ka hitanao ry chakkakkely le situation an de zao enao no manao le zvt de tsy manin fa enao raha no eo am le place le we ampirafesina ra azo lazaina anzany de sarotra be satria le olona zany any miaraka am vevavy hafa, mifanoroka am vevavy hafa de manao tsy fantatro am vevavy hafa, sur fa mety tsy hiova le fitiavana d'accord za fa na enao hijery le olona refa miverina aza de marary satri fantatrao we efa nisy olona niaraka tam ty pendant anay mbola niaraka... de zay le izy, le izy anie ra tsy fantatra mety tsy kwa ihany fa le izy fantatra mitsy no tena mankarary fo e!!!
16. sonwin ( 21/05/2005 17:07)
voa be ny partenairen sakakely klé...lanin'ny olona ny tsonjo fa ny tompony lavitra be kay kay kay:^):^):^)
17. Kintanakely ( 21/05/2005 17:33)
Misy mahamarina azy daholo reo voalaza reo, nefa de miankina am teotran\'io olon-tianao io ihany io. Am ankamaroan\'ny lehilahy hitako de tsy miteny aminao zany izy raha hanao sipa, raha toa ka mbola tiany ianao. Raha manaiky an\'io teniny io ianao, zany hoe hanao sipa izy fa alainy vady ihany ianao avy eo, de mailo tsara fa hisy mpisolo toerana foana eo raha vao absente ianao, na efa vita mariazy aza ianareo any oariana any. Satria efa nanaiky an\'io ianao hatrany am-boalohany. Arakaraka ny fahazarana koa anefa io. Misy manko ny mpifankatia de ny fifanorokorohana sy ny firaisana ara-nofo no atao matetika, ka raha zatra an\'izay nareo de mety zay no nahatonga azy hitady vehivavy hafa ho mpisolo toerana. Lay fahazarana manko sarotra resena ho an\'ny tsy mahafehy tena. De mety hisy fanatenana kely ihany ho anao am zay tranga zay. Hafa ny lehilahy sasany afaka mionona am vady virtoaly!
Toro hevitra ho anao: lazao azy fa tena tianao be izy, nefa tsy hifanaraka ianareo raha misy mpisolo toerana fixe any. Asaivo mitondra kapaoty izy de asaivo mankany am mpivaro-tena raha filana ara-nofo no tadiaviny. Raha kamo mikarakara tokantrano ndray izy de asaivo maka mpanampy (lehilahy). Ny angolangola sy ny teny feno fitiavana ary ny horokoroka kosa dia alefaso par tél. de ampy. Aza tezitra ianao raha ohatr ny hevitra taingina ny hevitro fa io no hevitra hitako mahomby am fahatezan\'ny fitiavanareo.
Raha ratsy loatra ny tantana de efa mijere izay azo atao solony ihany. Fantatro ihany zany hoe latsa-pitiavana zany saingy tsy ampahafirin\'izay novonoin\'ny mpamonjy haitrano akory ny afom-pitiavanareo. Mahereza Ranabavy de mba andramo ny torohevitro.
18. STONG ( 21/05/2005 20:06)
hoy ianao hoe;ianao ihany no tiany!!Dia rehefa mitoka-trano nareo any aoriana any,matoky ve ianao fa tsy hanao sipa intsony izy? Mitso-drano r'ise a!
19. rpk ( 22/05/2005 09:20)
=))=))ahannn...mahay mampiresaka sy be hevitra daholo annn...zany hoe..belouuuuuuu daholo!!!!!!=))=))=))
20. sonwin ( 22/05/2005 11:00)
Mangataka fahafahana hampirafy leiry e! dia afaka mampirafy fona eo amin'ny androm-pianany isaky ny ts eo i Hasinah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3267