mba mila ny hevitrareo e

21. mamzelkely ( 23/05/2005 06:25)
zay mitsy!!
22. hasinah ( 23/05/2005 08:55)

tena marina mihitsy hoe rehefa any aoriana ve dia hahatoky foana ny fidélité ny ny tena! ny zavatra tiako hampa-sûre ahy amin'izao izany aloha dia hoe toy ny lehilahy amin'ny ankapobeny ve lery tsy mahatazona promesses io sa mba azo havahana ihany.
.. satria raha ny filazany dia bandy tsy toy ny hafa hoy izy, rehefa iray dia iray, rehefa mifankahita tsy hanao izany intsony ,manaja sns (dia manindry mafy izy hoe anatrehan'Atra , tsy adala aho hampiasa izany teny izany ,fifampatokisana sns ...)
bon ,izaho koa aloha tsy te-hijery paroles fotsiny e! ny fihetsiny no tiko halalinina nefa raha mbola tsy mifankahita toa sarotra ihany !
Sady mahasorena be ny mieritreritra ilay hoe hikasika olona hafa!
Ho hitako eo fa dia misaotra betsaka ny rehetra namaly aloha e! ny ho mety zava-hitranga no tiako ni-rassurer na tena tamin'ny hevitrareo avy fa mazava² amiko izy izay :-*
23. pitchou ( 23/05/2005 18:24)
ny dingana voalohany ihany hono no mafy e! rehefa vita iny dia mandeha ho azy daholo ny manaraka!
24. haingo23 ( 24/05/2005 11:25)
Anontanio izy hoe inona no antony anaovanao sipa ?? Fitiavana sa filana sa inona? Amiko aloha dia mety ho filana izany. Ary deraiko ilay bandy sahy mitsotra ny marina. Na tsy niteny anie izy afaka manao foana e! Izaho efa tratran\'io zavatra io fa ilay sipa indray no niteny amiko koa tsy mampaninona raha miaraka @ vehivavy hafa ianao hanaovana rapport fa izaho hoy izy mbola tsy vonona @ izany. tsy misy masiaka hotry ny sakay fa rehefa teny ierana lany foana. Miankina @ fifanarehanareo io e! dia mazotoa.
25. zandrikely ( 24/05/2005 13:51)
marina zany hyaingo a , tena bandy cool zany miaraka @nao izany , vitsy anie ny bandy sa hy miteny izany e nefa manao , ra ny fahitako azy aloha dia haharitra ny anareo , fombanjavatra io fa mahareta ,
26. hasinah ( 24/05/2005 14:51)
zandrikely ouff misaotra fa enga anie :)
nanampy ahy tokoa aloha ny fametrahana ity tato e! misaotra amin'ny hevitrareo rehetra :-* :-*e
27. pitchou ( 24/05/2005 18:13)
zandrikely> ka haharitra raha mbola avela handehandeha izy fa rehefa tsy avela intsony moa izany d ahoana kosa?
tena samy manana ny fandraisany azy tokoa aloha ny lehilahy sy ny vehivavy fa raha raha izaho vehivavy tena tsy mandany andro @ olona otran'izany aho knou! tsy henatra tsy tahotra akory ve izy milaza fa tia sady manambara tsotra izao fa enao d hampirafesiko!!!!! d tena mba inona moa izany no fiheverany ilay sipa? mitovy @ le nalainy ihany ange!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4242