La femme la plus conne.....
1. haingo23
(
19/05/2005 05:37)
Lehilahy telo mpinamana no nifampiresaka : amerikana, italiana ary belge. Samy niaiky izy ireo fa ny vadiny dia tena adala mihitsy ary sur t@ affirmation-ny avy izy ireo.
- Hoy ilay italiana : ny ahy ny vadiko no tena adala mihotra noho ny rehetra satria vao avy nividy fiara tsarabe marque Ferrari ho azy izy nefa izy tsy manana permis de conduire akory.
- Hoy indray ilay amerikana : ny ahy ny vadiko mbola tena adala noho izany : vao nahazo fanomezana tena lafo vidy izy ary faly nahazo ilay asatanan’olona malaza (tableau de Picasso) nefa izy dia jamba.
- Toran’ny hehy ilay belge, ny tena adala izany dia ny vadiko fa ny anareo tsy dia adala loatra. Lasa nanao vacances irery any Bahamas ny vadiko mandritra ny 15 andro ary nitondra 3 boites de kapaoty nefa izy tsy manana bobota hanatsofohana azy !!!!!

novalian'i dadabe ny 10/07/2005 14:24
5. Mpamadika
(
19/05/2005 08:33)
kii... taminy ovina io ramatoa io noho lasa tany Bahamas??...ande mba hoany koa za! Kanefa soa dia tsy tantara marina loa io ee?
6. rurik
(
19/05/2005 08:59)
aza lazaina @Mpamadika ny andro nandianay fa ny anarany ihany dia efa ampy.=))=))=))=))=))
8. haingo23
(
19/05/2005 09:08)
Tasy holazaiko aloha ny anarany e! Fa rehefa tonga any ianao mahita azy. Izy ilay vehivavy mitondra 3 boites de kapaoty.
Ny tena adala anie ry zareo dia ilay bandy e! Tsy mahataka-javatra mihitsy
Ny tena adala anie ry zareo dia ilay bandy e! Tsy mahataka-javatra mihitsy
11. sasa
(
19/05/2005 10:21)
o lety frera sonwin sao dia ny vadin\'elah lety le lasa any Bahamas, sa kay moa elah tsy belge kou
haingo23=))=))=D=D
haingo23=))=))=D=D
12. Noudeu
(
19/05/2005 12:10)
Mba nandra koa zany ra kôfy k!!!=))=))K nef koa nge mety nataon'lé ramatoa balômina reo nolalôviny e!
14. mishou
(
19/05/2005 13:20)
haingo23>::-D:-D:-D:-D:-D:-D
belge> ndryyyyyy, mafy ihany rehefa tsotra loatra:wink::wink::wink:
belge> ndryyyyyy, mafy ihany rehefa tsotra loatra:wink::wink::wink:
15. Mifenty
(
19/05/2005 13:41)
le oe vadin lery mandany andro miady am sida no tianlery tenenina kosa eh.
Misy oul mipetraka any belzika anie ato am namana ato e.
sao de vexée eo izy kle.
18. pissoa
(
19/05/2005 23:52)
hay ve mba misy lehilahy sanana toy izao ihany e! Neveriko fa ny sipa fona no vou !:-D:-D
19. sasa
(
20/05/2005 04:45)
pissoa tsy ny lhl rehetra no sanana fa le belge ihany kou, ny gasy aloha dia tsy ho sanana mintsy