La femme la plus conne.....

41. pissoa ( 23/05/2005 17:09)
sasa, elah miteny we refa mahay tsy tratra zany kou. De ozy' ako we ho tratra enao ka ho avy aminao ny tsy mety. Zako ary mba mampitandrina an'lah ratsy fanah aona?
iartistika, lasa ndray le maina :{:{
42. iartistika ( 23/05/2005 17:18)
pissoa> lasa aiza kay???;-)
43. sasa ( 24/05/2005 04:40)
pissoa ok azany fa misotra tam le avertissement njy
iartistika lasa any ambony hazo lesy an
44. welie ( 24/05/2005 12:29)
hihihi...... mahita mintsy nareo reto ka! :-D

sasa> efa zatra manao fa tsy zatra mampiasa wa fa elà kou ts.... Ary mampiasa inn klou io eritreretinlà io njay azany zao nefany? :-P
45. sonwin ( 24/05/2005 16:00)
mahita zavatra miasa marina zalah reto klé 8O
46. dadabe ( 24/05/2005 17:54)
kiii tsy nisy kombaka njay ngah kle ??:@
47. welie ( 24/05/2005 18:48)
Ary zà ito de tena nanaha-dratsy mintsy ry dadabe ka! Tssss...... Omeo kely alou ka! :@
48. dadabe ( 25/05/2005 16:29)
:@:@iny e
49. majesty ( 26/05/2005 04:13)
sao de misy sipa manana kapôty 3 boites koa ato klé:?::?:
50. sasa ( 26/05/2005 04:42)
welie ny fiainana izao efa sarotra ze azo ampesaina rehetra aty dia tonga dia ampesaina doly e
sonwin elah aza mody fanina fa elah kou anie mba mpampiasa e
majesty andana haingana mankany amin'ny antson'ny fo dia any manontany hoe" mitady sipa manana kapoty 3 boites" dia hamaly anao ze manana
51. dadabe ( 26/05/2005 16:54)
hoy i sasa
welie ny fiainana izao efa sarotra ze azo ampesaina rehetra aty dia tonga dia ampesaina doly e

hhmm na de miova taranja aza ve lety ??:-w
52. pissoa ( 26/05/2005 17:16)
majesty, miantso eny an-tsena mantsy ... sipa manana kapoty telo boite vidina o!
53. sasa ( 27/05/2005 05:42)
dadabe mety foana io na dia miova taranja aza e miankina amin'izay manao azy ihany io kou
54. dadabe ( 27/05/2005 19:45)
dray marina reyrazako oo,hiova taranja sasa le :@:@
55. iartistika ( 28/05/2005 19:02)
:-w:@,asio fiheverana
56. dadabe ( 29/05/2005 14:19)
:-w:-w:@:@zah gaga lesy
57. iartistika ( 29/05/2005 19:06)
lé...aiza ny maina sy ny sary kely lé???
58. dadabe ( 30/05/2005 04:43)
fa misy blem ve lah le??:@:@:@:@:@:@
59. sasa ( 30/05/2005 05:41)
dadabe mbo manazava fotsiny lesy za fa tsy hoe hiova taranja izany an! dia ataoko aiza ny vady amanjanako virtoaly raha miova taranja aho
iartistika ity ny sarikely:@:@:@:miam:
60. dadabe ( 30/05/2005 18:11)
:miam::miam::miam:kefony de:@:@:@moleo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4964