lehilahy tsy manampy

1. felicia ( 28/04/2005 21:51)
mbola misy ve ny vehivavy manaiky an'ny lehilahy tsy manampy amin'ny asa ao an-trano...
novalian'i pitchou ny 20/05/2005 21:02
2. aristar ( 28/04/2005 22:23)
Mbola feno ary tokiny cloner-vana :D
3. pika ( 29/04/2005 06:27)
betsaka saingy ny ankamaroan'izy ireo dia tsy afa-manoatra e
4. sipagasy ( 29/04/2005 07:10)
nahoana kosa no hoe tsy afa manoatra???? tsy azoko efa aty @ taona 2005 ve de mbola hipetraka ihany izany fanontaniana izany kleee,,, hiuhihihi, samy miasa ary samy mampidi-bola ihany loa dia nahoana no tsy hiaraka hiasa ao an-trano koa??? tsss :wink:
5. majakely ( 29/04/2005 07:17)
Io dia araky ny lehilahy ihany , raha mahatsapa tena izy fa tokony hanampy ao an-trano dia tena mahafinaritra ny fianana ,misy complicité kokoa!!!ary na dia manampy @ fanaovana raharaha aza ny lehilahy dia izany tsy midika ny fanambaniana ny virilité -ny;toy ny fiheveran'ny sasany!!Fa vao mainka aza mahatehotia ny lehilahy manampy !! :D Tena mahatehotiiia !!!
6. booboo ( 29/04/2005 07:23)
ny anà tena tiako mitsy fa tsy maha te ho tia fotsiny
7. poupounesana ( 29/04/2005 07:27)
zà koa mbo tia an'reny lela manampy ireny! fa iray ihany no tena tiako @ izy rehetra :-D
8. booboo ( 29/04/2005 07:33)
:-D
9. mamzelkely ( 29/04/2005 11:02)
samy vizana zao ve refa avy miasa de tsy mba hifanampy eee!!! au moins mba manao sakafo lery!!! :wink:
10. pika ( 29/04/2005 11:15)
marina fa efa 2005 anie isika e saingy ny manodididna anay aloha no tena mbola hitako.
11. ravatorano ( 29/04/2005 11:54)
za ry reto tsy we tsy manaiky fa tsy afaka manao fotsiny ah satria za tsy vitako mihitsy zany raha tsy ny we indray mandeha angah ao anatin ny volana akiray nohon ny asa mantsy.
Ny rahraha ataoko aza dia ny mahandro kaly ihany satria milay b ilay manandratsira hihihi
12. majakely ( 29/04/2005 12:16)
Eny ry booboo tena tiana marina ka !hihihi
13. maditra ( 29/04/2005 14:26)
Kay izany ny toetran'ireo vehivavy ireo. Tsy hanambady ihany zah no iafarany! :-D .
14. poupounesana ( 30/04/2005 08:08)
fa tsara alou refa mba hoe misy finiavana hanao fa ny fotoana no tsy ahavitana fa na dia izany aza dia tokony mba samy miezaka satria samy mafy daolo anie ny atao eh!
rha ohatra manko le vhv tsy miasa ivelan'ny trano d efa ny ao antrano zany no anjara asany!
tsy vita mora anie ny raharaha ao antrano ao eh!fa raha smay miasa zao ihany kosa v d le vhv zay ataonareo hoe fanaka malemy iny v no mbola ataonareo lelà matindraharaha ao nefa efa vizana b avy niasa! d mahafaty v ny miaramanao raharaha eh
15. felicia ( 01/05/2005 02:49)
izay mihitsy poupounesana...ny ahy moa de izay ihany,misy mantsy le olona tsy mi-considerer an'ilay asa an-trano hoe tena asa ohatry ny asa rehetra...no....mafimafy kokoa aza
16. pitchou ( 01/05/2005 16:20)
ka ny lehilahy raha tena tia ny vadiny tokoa d tsy mahavita mijery ny vadiny mipenipenina irery eran'ny trano fa mandeha ho azy ilay manampy! resaka be le we vizana fa misy foana ny raharaha azony atao ao an-trano ao!
raha tena tia ny vadiny sy ny tokatranony ilay lehilahy dia hahita fahafinaretana @ fikolokoloina ny tokatranony fa tsy manao sanatria ho isan'ny décor sy fanelingelenana ao an-trano fotsiny!
Saingy mba rehefa mirotsaka kosa moa nareo lehilahy d aza dia masiaka loatra rehefa sendra mitsabaka ny tananay manandra-tsira na adinonay ny mamafa tongotra vao miditra e! :D
17. fijo ( 04/05/2005 21:29)
ka izao anie e,nareo sipa wa tsssssss.
avy miasa izahay,dia mbola tianareo hanao raaraha ao an trano,dia avy eo mbola takiana adidy koa.dia rehefa mitaraina vizna izahay dia ianareo ihnay no be resaka avy eo.
18. saotra ( 05/05/2005 20:14)
Ka efa samy reraka avy niasa anie e. De tokony miaraka mikarakara ny ao antrno kou.
19. jhouhlambout ( 06/05/2005 09:36)
majakely:

Io dia araky ny lehilahy ihany , raha mahatsapa tena izy fa tokony hanampy ao an-trano dia tena mahafinaritra ny fianana


Donc tsy mila forcer-na

:@
20. booboo ( 06/05/2005 10:17)
:-D tsssss. réfa tsy manao mitsy ve tsy ho bôtina fesses kosa lé !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0946