lehilahy tsy manampy

21. jhouhlambout ( 06/05/2005 15:17)
Zany an...
22. saotra ( 06/05/2005 21:12)
:wink: :wink:
23. felicia ( 06/05/2005 23:29)
zay io jhouhlambout an!mahazo kely any amin'ny sisiny raha vao tsy manao :lol:
24. pitchou ( 07/05/2005 02:41)
soloina rangah izay tsy manao d vita a! izany ve no atao hanorisory eto @ity fiainana ity? :twisted:
25. felicia ( 08/05/2005 23:39)
hi hi 8) zay mihitsy io pitchou
26. majakely ( 09/05/2005 10:56)
jhouhlambout:

Zany an...



Fa zah aloh dia tsy manery an' olona(lehilahy ) hanampy ahy !fa anjarany ny mahatsapa tena ny hanome tanana ;;;raha hitany zao ve zah fa efa sahirana be de mbola ilàna hangataka foana hoe: avio hampio !!!tssss!
27. booboo ( 09/05/2005 13:48)
pitchou>hihihihi radical beee kosa zany e !
28. pitchou ( 09/05/2005 20:30)
felicia, booboo> mbô marina kosa aky aho raha hiaritra zavatra tsy tantiko izany? sady heveriko ho tsy fitiavana ahy izany satria samy miasa izao, miara-mivoaka maraina miara-mody hariva! samy reraka izao ihany! ko d tsy aleo ialana ho @ tsara kokoa? (izany hoe soa aloha fa tsy sendrany e! :D )

majakely> d miaritra ny tsy zaka sy mangidy eo tokoa ve indry sa mbô mampiresaka?
29. majakely ( 10/05/2005 07:52)
Pitchou !zah tsy mampiresaka akia , fa angamba aho justement nanana vintana fa ilay lehilahy miaraka amiko dia manampy ahy na dia tsy hangatahako coup de mains aza izy ! amiko tsy tokony hangatahana fanampiana zay vao mahalala manampy fa tokony samy mifanampy amin'izao fotsiny !eny fa na dia manapatapaka tongolo aza ny hataony rehefa mahandro aho dia efa mety , dia efa faly zah e!
30. mamzelkely ( 11/05/2005 07:11)
za ko ky ry majakely de ôtran\'izany fa izy de matsapa tena fôna sady za kizitina de ts te ho vôgidra de tsy maintsy matsiaro tena izy zao ny manao sakafo de za manasa ze lotona de zay anie de ampy fa tsy mila zvt be makaiza akory e!!!
31. booboo ( 11/05/2005 12:53)
hihihihihi ié ilay tsy te-hahita sorena mampaniraka azy irery hanampy o^o
32. fijo ( 11/05/2005 21:30)
aza mifaneritery kosa e
33. majakely ( 12/05/2005 08:43)
ye !mety izay angamba booboo no mahatonga azy hanampy, fa kosa amizay zah mba afaka milaza hoe tsy < nanery azy zah ny hanampy ahy kah> !
34. pitchou ( 13/05/2005 22:41)
ka tsy ilana teritery marina ange izany e! fa rehefa tsy tia izy d tsy manampy ary rehefa tsy tia d ialana knou! :{ :{ :{
35. booboo ( 16/05/2005 13:01)
aaa kouh! tia izy fa kamo manao raharaha fotsiny. Bôtina fesses kely ôa dé tonga saina zareo fa tsisy misaraka zany kah!
36. pitchou ( 16/05/2005 15:26)
hihihihihi booboo! mbola handrera-tena hibôty azy koa ve akia? ilaozany mandositra manodidina ny latabatra fotsiny ndry d sady laniny ny sakafo moa indry reraka
37. fijo ( 19/05/2005 21:54)
avelao wa ny lehilahy mba hiadana.
38. pitchou ( 20/05/2005 21:02)
ka ze te-hiadana d manao izay hiadanan'ny vadiny koa e! tsy maintsy samy miadana io raha tsy izany tsy hisy fiadanana ho azy 2
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5442