Ireo anarana iantsoana an'i Jesosy,zezo,Jesoa ao anaty baibo

1. dadabe ( 26/04/2005 03:51)
Mba fantatrao ve fa misy anarana maro dia maro iantsoana an'i Jesosy ao anaty baiboly.Raha mba mahafantatra ianao namana dia zarao amin'ny namana ,ary raha azo atao dia ampiaraho @toko sy andininy.
Aleo izaho no hanomboka azy mialoha
1-Imanoela Isaia(Izaia)toko 7:14
2-Jesosy Matio toko 1:20-21
3-Mesia Jaona toko 1:41
mbola hitohy....
novalian'i dadabe ny 01/05/2005 08:40
2. dadabe ( 26/04/2005 13:47)
4-Zanak'ondrin'Andriamanitra Jaona 1:29
5-Zanak'Andriamanitra Jaona 10:36
6-Mpiandry tsara Jaona 10:11
7-Vavolombelona marina,lahimatoa amin'ny maty,lehiben'ny mpanjakan'ny tany Apokalypsy 1:5
8-Voalohany sy farany Apokalypsy 1:17-18
9-Masina sy marina Apokalypsy 3:7
10-Amen Apokalypsy
11-Liona sy solofon'i Davida Apokalypsy 5:5
12-Mikaela Apokalypsy 12:7
Hay mou zay ihany kay no fantatro fa ny namna ahoana?? :(
3. sonwin ( 26/04/2005 13:49)
ahoana leity io farany io?mmhhh :roll:
4. dadabe ( 26/04/2005 13:52)
le farany aiza lety zany ??
5. sonwin ( 26/04/2005 13:56)
12- Mikaela?
6. dadabe ( 26/04/2005 14:11)
lava be ry frera ny fanazavana an'izy io raha tsy diso aho ,fa andraszo omeko ise aoriana kely ao :lol:
7. welie ( 26/04/2005 14:16)
Tsaingohana kely ny resaka fa lasa nareo mitsam irery indray no eto ... hihihi....

dadabe> tena mbola tsy henoko indra yio Mikaela io an!
8. dadabe ( 26/04/2005 15:28)
andraso klou fa sao kosa dia mba izaho no diso ,fa tiako mihitsy le misy manitsy ka :wink:
9. Mifenty ( 26/04/2005 15:48)


tsy manana verse lesy aho kle

10. Veloo ( 26/04/2005 16:34)
dadabe a marina io Mikaela ko ny anaran'ny jesosy an.
Jerevo ao @ daniela 10: 21, dia Daniela 12:1 ko retsy a :wink:
11. routa ( 26/04/2005 18:05)
> inona koa ary ty ry dadabe ianao no manontany sady milaza ny valiny zany ho isy hambara ntsony !
12. maditra ( 26/04/2005 18:05)
Dia inona koa moa zavatra hosoratanay eo ry dadabe fa toa efa voasoratr'ela doly izy rehetra. Fa mbola misy kosa na dia izany. Tsy te hitady ny verse misy azy ireto aho fa mbola tsy mazoto hanao izany izao. :)
- Ny teny (Jaona 1:1) angamba
- Mofon'ny fiainana
- Lalana fiainana ary fahamarinana mankany amin'ny Ray
- Mpanjakan'ny Jody
-Tompo (misy ilan'ny Tompo azy).
hihi! tsy mahita intsony zah.
13. routa ( 26/04/2005 18:10)
ianao aza nahita an io fa za tsy nahita ry maditra :D
14. dadabe ( 27/04/2005 03:58)
misaotra an'izay rehetra nandray anjara satria izao no tanjoko t@ity lohahevitra iray ity:raha namaky baiboly aho indray mandeha izay dia nahita an'ity versee ity :Filipianina 2:10-11"Mba ho amin'ny anaran'iJesosy no handolehan'ny lohalika rehetra na ny any an-danitra nany ety an-tany ,na ny any ambanin'ny tany sy aneken'ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr'Andriamanitra Ray."dia mba te -hampahafantatra ny namana aho hoe kay lehibe ny fahafantarana io anaran'i Jesosy io :-* :D de ampy daholo ary e
15. Mifenty ( 27/04/2005 07:24)



meisha radada

16. dadabe ( 27/04/2005 08:33)
ndeha indray aloha hitady size vaovao
17. sonwin ( 27/04/2005 08:49)
:lol:
18. routa ( 27/04/2005 11:36)
dadabe>de aza atao ny valiny fa avelao izahay itady ka !
19. Mifenty ( 27/04/2005 12:16)

mbola misy ity fa adinonla radada ah


Iesôsy (toriteny papa zaka fony izy mbola velona)

20. dadabe ( 27/04/2005 13:50)
hahahaha sao de hors zize lety a =))=))bedin;i mama ly eo fa
tapitra ity size ty an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1787