Ireo anarana iantsoana an'i Jesosy,zezo,Jesoa ao anaty baibo

21. Veloo ( 27/04/2005 18:56)
ahona ary izany? size inn ndray no avadika ato? :roll:
22. dadabe ( 28/04/2005 08:01)
veloo efa tapitra ity size ity ka fa ao ambadika ao ny tohiny
23. Veloo ( 28/04/2005 20:47)
dadabe a tsssssss tsy maharaka intsony aho :P :lol: :lol:
24. dadabe ( 29/04/2005 12:41)
:wink:
25. Mifenty ( 29/04/2005 16:01)

fantatro fa efa tapitra ity sizé ity fa zao

tsy maintsy manoratra iany aho amzay mba miseho ny anarako.

sady sizé mitovy iany nen-dradada kou.
26. yonikafopl ( 29/04/2005 20:24)
dadabe mbola misy

Zanak'ondry , voalaza ao amin'ny Apokalipsy io
Apok 12-11 , Apok 21-14 , santionany ireo.

Zanak'olona, Matio 8-20 , Marka 14-62 , Lioka 19-10


azo faranana amzay ngamba
mifenty hihihhihh :-D
27. dadabe ( 01/05/2005 08:40)
yonika>marina izany ,dia aleo zah mihitsy no hamarana azy satria zah no nanomboka azy

Misaotra ny rehetra izay nandray anjara ary e,dia aoka ho @ anaran'i Jesosy no andolehan'ny lohalika rehetra na ny eto antany na ny any an-danitra na ny any ambanin'ny tany sy ny aneken'ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ,sy ho voninahitry ny Ray

AMEN
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3753