MOPERA sy BENOIT

1. rakarandoha ( 20/04/2005 06:37)
Salut ny namana rehetra.
Tantara iray izy ty izay notantarain'ny namana iray izay mpampianatra @ sekoly katôlika eto Antananarivo ka voaresaka teo ampandrenesana ny nahavoafidy ny Papa Benoit XVI.

Miara mipetraka @ faritra iray moa ny Masera sy Môpera satria i Masera no mpikarakara an'i Môpera.
Ao @ ilay faritra ipetrahan'izy ireo dia misy mpanao zaridaina iray izay mitovy anarana @ Môpera dia i Benoit.
Isan-kariva @ 7 i Môpera dia mamangy an'i Masera ka efa misy mot de passe ifanarahana dia ny mandondona in-telo (toc, toc, toc) dia mamoha trano i Masera dia ao r'izareo mihidy ao. Voamariky Benoit mpanao zaridaina izany ka nohenoiny ny resaka indray hariva: ka feo sempotsepotra no reny, ary avyeo nivoaka i Môpera.
Indray hariva nisy dia nalehany Môpera ka nataony Benoit ny fanaony dia ny mandona in-telo, nivoha ny trano, tonga dia raikitra, tsy vita anefa ny natao tonga tampoka Môpera ary nandona in-telo.
Toc, toc, toc, namaly masera tao an-trano, efa teo enao ko inn ihany no mbola hiverenanao, gaga Môpera naheno an'izany sady nieritreritra, teo Môpera vao tonga saina hoe hay mou mitovy ny anaran'izy sy i Benoit mpanao zaruidaina ka nantsoiny i Benoit.
Benoit, benoit, nivoaka i Benoit avy any andakozia ka hoy Môpera, ampidino ny patalohanao ry benoit, nampidininy benoit ny patalohany ka hay nihosotra lavenona lery, tsy tazan'ny Môpera tsara hoe lavenona ty nihosoran'ny Benoit satria maizimaizina teo @ le toerana niresahany ka hoy Môpera, mampalahelo enao zany ry Benoit fa maninona no Bobongolo ohatran'io ny ao anaty patalohanao? ahafaka an'io bobongolo io dia mifandimby tsika isan-kariva mankato @ Masera fa hatoroko anao ny fomba fanao.

Izaho mpitantara ianareo mpamaky
Mitsiky foana oà, tandremo ihany zany ry Benoit namana ô!
2. Mifenty ( 20/04/2005 07:45)
Raha tsy hoe andraso eo i Paoly zany de anontanio i Benoit kou hihihi
3. yonikafopl ( 20/04/2005 10:05)
tssssssssss
4. sechat ( 20/04/2005 10:09)
:?:
5. cutie ( 20/04/2005 18:13)
^:^
6. iartistika ( 20/04/2005 18:34)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083