Mitady olona avy any Fandriana

1. lanto ( 10/04/2005 16:50)
Aleo izany hifampitady :)
Izahay indray mitady olona avy any Fandriana sy ny manodidina mba handray anjara amin'ilay lohahevitra manokana ato amin'ny forum hoe :"Fisakana tsy hanim-boay" ! Manasa e !
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:45
2. dadabe ( 10/04/2005 16:58)
lanto zah anie ka miaraka mivory matetika @teraky ny fisakana tany morondava e hihihi
3. lanto ( 10/04/2005 18:48)
ndao ary hakamabana indray izany ilay antso e :)
4. Babata ( 11/04/2005 03:25)
Salut à tous!
Izaho koa mba mitady olona taranak'i Fandriana:Rosa Andrée(Bako) no fiantsoana azy.
Izaho dia namany taloha tany Mada.
Misaotra mialoha ho an'izay afaka mampita ny hafatra. :D :D
5. dadabe ( 11/04/2005 03:39)
lanto>mahafantatra olona niteraka kambana avy any fandriana fa miasa any morondava ve indry????? :?:
6. Nestor ( 11/04/2005 06:48)
Ny hoe fisakana aloha dia tena haiko ohatra ny ireto tanako dimy ireto :efa fantatrareo va ny nahatonga ny hoe fisakana!
7. betty ( 11/04/2005 09:28)
Aho re efa aoo :)
8. ravatorano ( 11/04/2005 11:24)
Nestor>ny onona toa agnao zao ro hilana ary amilay lohahevitra fisakana tsa lanim boay fa mbola betsak mantsy ny kilonga ro tsa mahay tantra nefa dia any ro anaran dray.
Naky aho aza se ndraika mila ho very ihany.Ny tena olana anamiko dia tsa manana fotoana hivalamparana eto amin ity forum ity.
Lanto>tsara raha handefasana fanasana makotrokotroka i Nestor.
Eny ary eh
9. ursullas6 ( 11/04/2005 12:45)
lanto,fa magninona tokoa ny onona ahatagny fisakana ro tsa hanim-boay fa agnay mako efa very tagny am-pandehanana tagny?
10. lanto ( 11/04/2005 18:24)
ursullas6> midira ao amin'io lohahevitra manokana io fa izany mihitsy no ady hevitra ao :)
11. sonwin ( 11/04/2005 18:27)
agnay koa very tagny e
12. dadabe ( 12/04/2005 09:12)
agnay koa
13. lanto ( 12/04/2005 09:26)
dadabe> mahalala kambana tao fandriana aho fa miasa ao fandriana ihany ny RAR-ny
14. lanto ( 15/04/2005 08:39)
Misaotra ireo nanoina ny antso e ! Marihina fa ity fanasana ity dia tsy lany daty ho an'izay te-handray anjara amin'io lohahevitra voalaza io.
:) :)
15. fijo ( 26/04/2005 20:29)
babata fantatro le rosa lazain'ise.nanao medecine izy any mahajanga ary mbola any izy;
lanto taiza nareo tao fandriana fa be ny fantako ao.
16. lanto ( 28/04/2005 17:41)
Taigny an-tsena Sabotsy re !
Fa ia ro fata-droky tagny fijo ?
17. fijo ( 28/04/2005 21:39)
maro no fantako tao ka.ry kala jacoba,ry le niry,ry le gaka,ry kala noro lava be,sy ny sasany tsy tsaroako anarana.
18. rvoulah ( 29/04/2005 14:37)
eha re!!! mahalala ona any ataigna zany fijo :roll:
19. lanto ( 30/04/2005 10:10)
tsa misy fatako zao fijo a !
20. fijo ( 05/05/2005 21:57)
lanto ,fa ndroky hoviana ro niala tany?
rvoulah misy fantako ihany fa iha ro haindroky tao/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1542