Mitady olona avy any Fandriana

21. lanto ( 09/05/2005 07:48)
fijo> efa ndroandroa andro :)
22. fijo ( 09/05/2005 22:11)
lanto,hé ndroky koa de mba raha;tssssssssss
23. rurik ( 30/05/2005 20:58)
fijo maninona androky lanto???
24. fijo ( 30/05/2005 21:37)
manadala ahy loatsa moa i kala io ka?le hazoko eo aloha dia ahita tokoa moa ko
25. Lov ( 19/06/2005 09:10)
Agnay re mitady gozomela sy am-body V... aty am-pita an-drano aty, tsa misy toka koa re aty.
26. johary ( 19/06/2005 10:05)
Akory aby re ny ahatagny an-tanana. Salama ve ny taigna ? Manakory ndray hoe io resa-toakan'i li Lov io ?
27. dadabe ( 19/06/2005 16:57)
tsa misy vaovao re fa zao miandry androky zao
28. fijo ( 20/06/2005 21:53)
iha marina moa ro mifampiandry ato?????
29. dadabe ( 21/06/2005 05:30)
tsa haiko !!aia roky zao lanto a
30. johary ( 21/06/2005 17:53)
Toa tsa henoheno tokotrany...Sao de lanin'ny voay ???
31. fijo ( 21/06/2005 20:10)
ny voy ve ro nihinan azy sa ny mamba.maro any ny mamba ato eee
32. johary ( 25/06/2005 19:00)
mamba noana sa...? de samy tratry ny fety nat. aby ary.
33. fijo ( 27/06/2005 23:40)
toko dia soa re ny fety taty re lahy e.
34. lilbon ( 14/07/2005 08:13)
ah manakory aby e!
ny tenanay wa de avy any tsarazaza fandriana e!
mitady ny akama rehetra e!
kay ve mba misy ihany ato de zay anareo vao niteny ?


35. fijo ( 14/07/2005 20:31)
anay any letsy efa nilaza hatry ny ela ,fa elahy koa ro tara ko.
elahhy ve mahalala andry jacoba,le etyampidirana an'ny fandriana iny e.
36. lilbon ( 18/07/2005 06:09)
fijo>eka leroa toa olona fantako tokoa less zay koah!
ary ela ve less mahalala ny zanak'i dokotera alexandre rakotozafimahery teo ambohidralamanga !:lol::lol:
ravato>ny tantaran'i fisakana tsa lanim-boay leroa de haiko ihany !hatrany @rivo ekem-bahoaka ka hatrany kiririoka !
tanindrazako ve tsa ho haiko fa anreo ko!
zay agny ka fisakana ray sy reny !
dadabe >agnao kou ve de hatany fandriana marina ?sao mba kivazi2?
:-D:-D:-D
37. lilbon ( 18/07/2005 06:10)
lanto!
sao de androky ary le oll fantako zay aloha ?
38. fijo ( 18/07/2005 20:18)
lilbon,ry jacoba letsy maro mianadahy ireny an.ary raha tsy diso aho misy hifandraisany amin'dry radoko voalazan'ialahy io ry zareo.
raha vao hiditra an'ny fandriana dia ry zareo no eo ankavia eo.trano be misy rihana io.
39. lilbon ( 21/07/2005 04:25)
fijo>le anrana any letsy tsa vao2 amiko fa le tarehy tsary de tadidiko loatra fa hoatra efa ray aman-dreny regny !sa ve diso aho fa mety ry rabaina sy ry rabaof zao ro mahalala tsara azy!:oops:
agnay de vao azo lazaina fa rainilekely ihany kouah!
40. fijo ( 21/07/2005 21:17)
lilbon,misy tanora ihany ka.izany he tanora 30 taona hi hi i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.493