Kopia nahaterahana

1. mishou ( 04/04/2005 11:38)
Teraka soa aman-tsara hono ny vadin'ity ranamana ka nandeha nankany @ firaisana lery hanao kopia ho an-janany.
Nametraka fanontaniana ary ilay mpiasan'ny firaisana, iza ramose no atao anaran'ny zanakao.
Namalay ranamana sady faly ery, ha!ha!ha!, Bevody Alexis tompoko
Dia nihaotra kely hono ilay mpiasan'ny firaisana ka niteny hoe tsy aleo ve ramose soloina ilay anarany fa tena somary mankarary sofina kely ny maheno ilay izy sady mety ho menatra ny zanakao any aoriana any hitondra izany anarana izany.
Marina lazainao ramose fa andraso aho hieritreritra kely.
Ha!ha!ha! sady dehaka ingahy rainy no nilaza hoe hitako ramose fa ity no tena mety

Bevody Alexandre no atao anarany!!!

Tankina moa izany ilay mpiasan'ny commune ka dia nsoratana ilay anarana.
2. welie ( 04/04/2005 11:56)
Blagy efa tsy mapmé tsony ary io kou! :-P Blagy efa lany manja... hihihihi.... mila mividy kahie vaovao indray njy mishou ampianarana blagy vaovao... hihihih.....
3. corrads2000 ( 04/04/2005 13:31)
tena taraiky be enao fa manaraha ihany vaovao
4. iartistika ( 04/04/2005 17:31)
5. yonikafopl ( 04/04/2005 21:03)
kou za aza zao vao naheno anzany kou!!
6. dadabe ( 05/04/2005 09:20)
yonika>mitovy tsika 2 zany kou ,zah kounkou zao vao naheno kle
7. mishou ( 05/04/2005 11:36)
manorata blagy mampihomehy indray ary welie sy corrads2000 fa nareo ange tsy manao mihitsy dia na dia efa goaka be aza lay diska dia alefa foana e, sady ilay vodim-borona no nahatsiarovako an'io.
:-D :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P
8. haingo23 ( 05/04/2005 12:29)
Efa naheno mitovy tamin'io aho fa izay indray teny @ tribonaly (olona efa lehibe hanova anarana) TABORY Jean Paul
9. Mifenty ( 05/04/2005 13:49)
>>haingo23

tu fais allusion au défunt très saint père là.

avec ton Jean Paul TABORY
10. yonikafopl ( 05/04/2005 15:02)
tssssss io kosa tsy milay kle!!
dadabe :) ka andry zareo tanora ankehitriny no maharaka fa tsika efa taraiky kanouuuu 8)
11. sonwin ( 05/04/2005 16:12)
ahona ary ity kozin Mifenty eto ity....ahodin-dranga kosa ilay kozin Haingo23 an!
12. welie ( 05/04/2005 18:40)
haingo23> aza averina intsony io teninao io @ manaraka azafady indrindra!

Dia aoka kou ny hafa mba tsy hamerina!!!

Misaotra o!!!
13. welie ( 05/04/2005 18:42)
mishou> hihihihi zà akia mandala io an! Fa ento ihany ilay kahie alou e! hihih.....
14. sonwin ( 06/04/2005 11:37)
welie> matotra an :wink:
15. mishou ( 06/04/2005 13:19)
welie> vao nanafatra aho ange fa lany daholo ny stock na cahier @libraire aty aminay fa etida moa izany ataoko izany fa mola taraiky foana e;. :}
16. welie ( 06/04/2005 15:45)
mishou> Hihihih....de refa azo lé kahie zany dia manomboka ny fampianarana e!
17. mishou ( 06/04/2005 20:31)
welie>ka blagy no asaiko soratan-dry fa tsy fampianarana fa izany hoe omen-dry sopapa na blagy aho dia andefasako kahie bedebe indry na iray camion aza fa aza adino ny adiresy, aza soratana ato fotsiny fa lasa feno taratsy ny boite aux lettres ndry ka tsy maharaka eo indry :-P ;-) ;-) ;-)
18. iartistika ( 07/04/2005 17:12)
welie>fa maninona ny tenin'le haingo???
19. sonwin ( 07/04/2005 17:44)
blague nge ny eto e, sa ahona iartistika
20. sonwin ( 07/04/2005 17:46)
blague nge ny eto e, sa ahona iartistika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4723