Vorona sy anana

1. xxx ( 25/03/2005 17:04)
Ankamantatra mahatsikaiky.Efa enonareo v?
1° Nivory daôlo ono ny vorona retra teto an-tany. D nisy vorona iray tsy tonga, in ary lé izy ô!!!

2° Bdb ny karazan'anana f'misy anakiroa tsy finana. In ary zany ô!!!

Zay mahay omeko ... zoubis
novalian'i ledada ny 27/06/2005 07:35
2. iartistika ( 25/03/2005 19:01)
voro-damba eh!efa gôka be ny akamatatr'ise :lol:
3. cutie ( 27/03/2005 04:32)
akoho ny valiny le 1
le faha 2 tsy haiko.
4. routa ( 27/03/2005 09:55)
-raha atoandro de ny vorondolo fa izy variana
natory fa tsy matory alina
-vilona tsipolitra hihihi
5. rurik ( 27/03/2005 11:05)
izaho koa dia milazafa hoe vorondolo tahaka io ambony io.
6. dadabe ( 27/03/2005 14:16)
ary raha izao moa i xxx no milaza hoe "izaho koa aza tsy mahalala .." hahahahah oainina eo daholo nareo kle
7. yonikafopl ( 27/03/2005 20:04)
hihihihhhh
8. sechat ( 29/03/2005 09:26)
o^o o^o
9. xxx ( 29/03/2005 13:11)
Lé vorona vorodamba e!!!
F'lé anana v tsy ainareo?
10. dadabe ( 29/03/2005 13:19)
tsy haiko :D
11. routa ( 29/03/2005 13:33)
le anana to sarotra be ko !
12. dadabe ( 29/03/2005 15:53)
foronin'ny lery zao io fa mety tsy misy akory
13. namanao ( 29/03/2005 17:03)
Lay voalohany : voro-ndamba
Lay faharoa kosa hoy aho hoe : fan-anana(fananana) t-anana(tanana) hihihihi
14. Touty ( 31/03/2005 10:54)
Aiza kosa e! Omeko indice kely nareo. Mety ananareo tsirairay avy lé izy :-D
15. xxx ( 31/03/2005 10:55)
Touty:

Aiza kosa e! Omeko indice kely nareo. Mety ananareo tsirairay avy lé izy :-D



16. mishou ( 03/04/2005 20:40)
tsara be ilay ankamantatra fa sady tsy fantatro ny valiny no tsy mety tonga koa ilay mpanontany mampahafantatra ny valiny.
Nefa izaho ato efa vonona hanome ny lelako ho an'y ny saka.
:-D :-D :-D :-D
17. johan ( 14/04/2005 11:38)
le voalohany>>> vordamba
le faharoa >>> anabavy na anadahy
sa diso aho le?

fa innn ary hono ny lôka tena tian'i maman'i Hantatiana raha kobon'lisany?
18. xxx ( 14/04/2005 13:32)
Marina daôlo nenao ry johan! Maazo zoubis b zany enao!!! MMmmmmhhh!!! MAmmiiiii!!! :*
F'lé loaka tsy itako mintsy aloha e!
19. johan ( 18/04/2005 05:09)
nefa akoho ny loaka tiany indrindra

porofo>> efa nohirain'i Hantatiana mihintsy hoe :
"Neny oh! tia akoho..." :-D
20. ledada ( 27/06/2005 07:35)
Ary iza ndray no mahalala ny anaran'i Maman'i hantatiana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3982