Vorona sy anana
1. xxx
(
25/03/2005 17:04)
Ankamantatra mahatsikaiky.Efa enonareo v?
1° Nivory daôlo ono ny vorona retra teto an-tany. D nisy vorona iray tsy tonga, in ary lé izy ô!!!
2° Bdb ny karazan'anana f'misy anakiroa tsy finana. In ary zany ô!!!
Zay mahay omeko ... zoubis
1° Nivory daôlo ono ny vorona retra teto an-tany. D nisy vorona iray tsy tonga, in ary lé izy ô!!!
2° Bdb ny karazan'anana f'misy anakiroa tsy finana. In ary zany ô!!!
Zay mahay omeko ... zoubis
répondu par ledada le 27/06/2005 07:35
4. routa
(
27/03/2005 09:55)
-raha atoandro de ny vorondolo fa izy variana
natory fa tsy matory alina
-vilona tsipolitra hihihi
natory fa tsy matory alina
-vilona tsipolitra hihihi
6. dadabe
(
27/03/2005 14:16)
ary raha izao moa i xxx no milaza hoe "izaho koa aza tsy mahalala .." hahahahah oainina eo daholo nareo kle
13. namanao
(
29/03/2005 17:03)
Lay voalohany : voro-ndamba
Lay faharoa kosa hoy aho hoe : fan-anana(fananana) t-anana(tanana) hihihihi
Lay faharoa kosa hoy aho hoe : fan-anana(fananana) t-anana(tanana) hihihihi
14. Touty
(
31/03/2005 10:54)
Aiza kosa e! Omeko indice kely nareo. Mety ananareo tsirairay avy lé izy :-D
16. mishou
(
03/04/2005 20:40)
tsara be ilay ankamantatra fa sady tsy fantatro ny valiny no tsy mety tonga koa ilay mpanontany mampahafantatra ny valiny.
Nefa izaho ato efa vonona hanome ny lelako ho an'y ny saka.
:-D :-D :-D :-D
Nefa izaho ato efa vonona hanome ny lelako ho an'y ny saka.
:-D :-D :-D :-D
17. johan
(
14/04/2005 11:38)
le voalohany>>> vordamba
le faharoa >>> anabavy na anadahy
sa diso aho le?
fa innn ary hono ny lôka tena tian'i maman'i Hantatiana raha kobon'lisany?
le faharoa >>> anabavy na anadahy
sa diso aho le?
fa innn ary hono ny lôka tena tian'i maman'i Hantatiana raha kobon'lisany?
18. xxx
(
14/04/2005 13:32)
Marina daôlo nenao ry johan! Maazo zoubis b zany enao!!! MMmmmmhhh!!! MAmmiiiii!!! :*
F'lé loaka tsy itako mintsy aloha e!
F'lé loaka tsy itako mintsy aloha e!
19. johan
(
18/04/2005 05:09)
nefa akoho ny loaka tiany indrindra
porofo>> efa nohirain'i Hantatiana mihintsy hoe :
"Neny oh! tia akoho..." :-D
porofo>> efa nohirain'i Hantatiana mihintsy hoe :
"Neny oh! tia akoho..." :-D