amboarina

1. xxx ( 22/02/2005 09:28)
Ahoana ny hevitrareo amin'ireny vady amboarina ireny? rehefa mahazo taona mantsy na lelah na vevavy dia toa lasa miditra an-tsehatra ny fianakaviana .
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:56
2. chipie1 ( 22/02/2005 09:44)
amizao kosa ve dia mbola hisy zany vady amboarina zany ?
3. eisy ( 22/02/2005 10:12)
kourahtsin' kounkou fa nga ny tary kisoa de hoe entina ampanarahana!?
io anie hoa nomena saina ny olona hifidy e! de aleo handeha amin'izay fa tsy terena!
NOFA BE MIHINTSY IO FIKA io amiko fa tena safidy mihintsy no tokony ho izy satria nga ny mpampitambatra no hiara-miaina mandrakizay fa tsy izy mtsamm?
4. Dezy ( 22/02/2005 13:52)
ny maha tonga anio koua anie tsindraindray de le lova tsy mifindra e,firazanana, harena @ zay hono tsy lasan'oul kafa ,io le we "voanemba nitsipa anjorony ,tsy very ao ihany"
5. kintanala ( 22/02/2005 22:16)
tsy mety tsony kosa izan @ko kolo e!!! fika t@ andron'ny Ntaolo zan :/ nefa tsoriko fa mahafantatra olona mbola tratra izan aho tsssss mampanahelo eee :(
mila hery tsaina sy herim po be manohitra izan "pression" zan!! ny toro hevitro ny ahy dia ny hoe..zay safidinao ian arahina e!! enoy ny hevitr'olon ok,indrindra² raha toa ka RAD fa ny safidy dia ANAO ian!..fiainanao io, ary lay vady tsy hoe anio sy rampitso ian tsinona no ho eo kono! raha tena tia anao ve iz ireo tsy hicompr anao? sa ahona?...zan hoe ao lay fanajana (raha toa ka RAD) fa misy fetrany kosa ko!..fetra=fanajana ny safidinao ho an'ny hoavinao!!!!... :wink: saika logika laotsa njay :-D :-D :-D :-D
6. fijo ( 22/02/2005 22:52)
raha manaiky ry zareo inona moa no olana kle.fa tsy za aloha e
7. ikaretsaka ( 23/02/2005 01:21)
mbola bedebe ny manamboatra izoa an.. indrindra ilay bandy sy sipa efa antitrantitra ireny de mody mifanasa ao nefa mampiditra
8. poupounesana ( 23/02/2005 15:53)
rah taloha alou toa nety ihany eh!(mahita aho matoa miteny)fa @ le toetrandro niova toa tsy mety intsony zany amboarina zany kah! aleo ihany mifankafantatra alou vo mifatotra
9. poupounesana ( 23/02/2005 15:55)
mifamatotra manko e
10. fijo ( 23/02/2005 22:27)
kay le raha raikitra amin'izany fatotra izany ve tsy ahafaty????
11. ikaretsaka ( 24/02/2005 05:47)
=))
12. poupounesana ( 24/02/2005 07:46)
possibla =))
13. fijo ( 24/02/2005 22:34)
asa ko za ve mahalala
14. poupounesana ( 25/02/2005 08:57)
manotanitania oll so efa nisy matin'zany eh!
15. mandrindra ( 25/02/2005 16:48)
Tonga dia amboary raha vao mitady amboatra anao eo. Dia rehefa avy mifanamboatra dia hita eo izay voambotra eo.
16. fijo ( 28/02/2005 22:48)
amboary amboary
17. booboo ( 01/03/2005 14:04)
ouh ! mbola misy an'io raha io hatr@ zao 8O 8O . ny zanany nefa tsy mbola antitra an ! Fa dia izy samy rad eo mifampi-bla bla bla momba ny zanany avy. Lé zanaka koa sady tsy mandà no tsy manaiky no tsy mitady ho azy klou e ! :^)
18. fijo ( 01/03/2005 21:30)
manaiky izany ko.iza koa no hamboarina ato e.
19. poupounesana ( 04/03/2005 09:26)
fijo ihany no manaiky amboariana eo d mitady namana! zany kah
20. Nananie ( 04/03/2005 09:30)
ouay tena mbola betsaka ny ol manao an'io an. Ary tsy ny antitra ihany aza no miditra @'reny. Mahita ol za aty fa mpampiditra tsisy ôtr'zany. Be bandy nefa vitsy sipa gasy mantsy aty dia tonga de ao.... :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1229