amboarina
21. watafon
(
04/03/2005 09:41)
eka ! mbola misy io h@zao e! za vao nahita mitsy vao aingana e! samy avy any @ tanàna izy 2 ary d tena raikitra tokoa !
22. xxx
(
05/03/2005 16:29)
tena mbola misy! surtt le oll efa zokijokiny reny!
zà voa haingana saika tsatsa fa nandeha mariazy d henoko mamanay sy ramatoa zay (tys haiko iny na iza na iza d hoe firy taona hono zà, hoavy any izy mianaka e...
founa fa tsy tononiko ny anarako fa so le oll ka namana ato ka lazainy fa mifosa azy eo zà eh!

23. EMIN3M
(
18/05/2005 13:36)
maro tokoa ny manao vady amboarina,fa izaho aloha tsy d'accord amizany,fa manana ny choix ko za!!