1200 andro sisa no fahaveloman'ny tany

1. tstsn ( 18/02/2005 20:30)
1200 andro sisa no fahaveloman'ny tany.

Miaiky ny manampahaizana fa dia misy tokoa ny far'andro. Araka ny fanambaran'ireo manampahaizana mitsikilo iny habaka iny.
novalian'i pitchou ny 06/03/2005 18:31
2. tstsn ( 18/02/2005 20:31)
ary amin'ny forum wanadoo ary ny votoatiny rehetra fa aza fady
3. xxx ( 18/02/2005 20:47)
Film efa nandeha zany :-)

Efa t@ firy taona lasa no efa nisy an'izany?
4. intelligenzia ( 19/02/2005 00:05)
izay indray ilay fitapitahan'ny olona. kely sisa ny faran'izao tontolo izao eee, manam-pahaizana eee, diplomé tany Heidelberg eee... dia minoa fotsiny eo ihany
5. ikaretsaka ( 19/02/2005 00:11)
"tsy misy mahay izany na ra jesosy aza hono"
6. iartistika ( 19/02/2005 09:16)
aleo mailo ihany leaza ah!
7. hery ( 19/02/2005 12:37)
Dia inona no ndeha hataon'i iaritsika? :-)

Tsy maintsy ary tokony ho mailo foana anie e... satria mety ho rahampitso, mety ho afaka herinandro mety ho afaka 1 taona mety 100 sns... tsisy mahalala an'izany e.

Fa raha sur hoe afaka 3 taona dia tsy hanao politika intsony ry zalahy ireo :-)
8. cutie ( 20/02/2005 00:20)
Ny fahalalako azy njay rehefa maty enao de zay ny fara andronao.
Sa sao de global warming aza zany lazain'i tstsn zany?
9. ikaretsaka ( 20/02/2005 04:06)
izay le heo rehefa maty de alevina e
10. maditra ( 20/02/2005 05:06)
Haha mbola 1200 jours!
Andao ary hirevy mandritran'ny 1198 jours dia ilay andro iray alohan'ny farany no mifona sy mibebaka! :-D
Vazivazy izany fa avelao ho avy izay ho avy!
11. booboo ( 21/02/2005 14:15)
marina ange zany ! reveo aby zé azo revena fa am-pahendrena fotsiny
12. pitchou ( 21/02/2005 18:36)
kou raha 1200 andron'Andriamanitra ve ... mbola tena lavitr'ezaka be izany! indray mipi-masony aza efa firy taona @tsika moa?
13. fijo ( 21/02/2005 22:21)
rehefa vita de vita e.miaina aloha de maka tsirony izay eo
14. ikaretsaka ( 21/02/2005 23:12)
izay mihitsy letsy.. aza manahy ny ampitso hozizy ralavavolo ange e
15. pitchou ( 22/02/2005 19:13)
kay reto! d mavandy eo!
16. kally ( 22/02/2005 20:32)
Inona moa no tsy nataon'ny manam-pahaizana e?
Nojereny i Mars ary @ firifiry km ary,nefa ny tsunami teo akaiky teo tsy nisy na iray aza afaka nilaza mialoha ny fiavian'iny.Mbola kely anie ny olombelona na tsy te-hino aza fa misy Andriamanitra e!
17. fijo ( 22/02/2005 21:56)
kally an le tsunami kosa hita mialoha fa le vahoaka tany no tsy nisy nampandre.
18. kally ( 23/02/2005 08:28)
Fialàna bala iny ry Fijo a! zavatra tsy sûr akory izy hoe izy io sa tsy izy...
19. fijo ( 23/02/2005 21:57)
efa hita le izy vao nanomboka le fahavakisan'ilay tany.fa tsy tongan'ny antso tany amindry mafy ady dia izay
20. pitchou ( 25/02/2005 18:29)
tena marina izany kally an! ny fampandrenesana no tsy nandeha satria ireo firenena ireo tsy zatra an'izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3786