1200 andro sisa no fahaveloman'ny tany
1. tstsn
(
18/02/2005 20:30)
1200 andro sisa no fahaveloman'ny tany.
Miaiky ny manampahaizana fa dia misy tokoa ny far'andro. Araka ny fanambaran'ireo manampahaizana mitsikilo iny habaka iny.
Miaiky ny manampahaizana fa dia misy tokoa ny far'andro. Araka ny fanambaran'ireo manampahaizana mitsikilo iny habaka iny.
répondu par pitchou le 06/03/2005 18:31
4. intelligenzia
(
19/02/2005 00:05)
izay indray ilay fitapitahan'ny olona. kely sisa ny faran'izao tontolo izao eee, manam-pahaizana eee, diplomé tany Heidelberg eee... dia minoa fotsiny eo ihany
7. hery
(
19/02/2005 12:37)
Dia inona no ndeha hataon'i iaritsika? :-)
Tsy maintsy ary tokony ho mailo foana anie e... satria mety ho rahampitso, mety ho afaka herinandro mety ho afaka 1 taona mety 100 sns... tsisy mahalala an'izany e.
Fa raha sur hoe afaka 3 taona dia tsy hanao politika intsony ry zalahy ireo :-)

8. cutie
(
20/02/2005 00:20)
Ny fahalalako azy njay rehefa maty enao de zay ny fara andronao.
Sa sao de global warming aza zany lazain'i tstsn zany?
Sa sao de global warming aza zany lazain'i tstsn zany?
10. maditra
(
20/02/2005 05:06)
Haha mbola 1200 jours!
Andao ary hirevy mandritran'ny 1198 jours dia ilay andro iray alohan'ny farany no mifona sy mibebaka! :-D
Vazivazy izany fa avelao ho avy izay ho avy!
Andao ary hirevy mandritran'ny 1198 jours dia ilay andro iray alohan'ny farany no mifona sy mibebaka! :-D
Vazivazy izany fa avelao ho avy izay ho avy!
12. pitchou
(
21/02/2005 18:36)
kou raha 1200 andron'Andriamanitra ve ... mbola tena lavitr'ezaka be izany! indray mipi-masony aza efa firy taona @tsika moa?
14. ikaretsaka
(
21/02/2005 23:12)
izay mihitsy letsy.. aza manahy ny ampitso hozizy ralavavolo ange e
16. kally
(
22/02/2005 20:32)
Inona moa no tsy nataon'ny manam-pahaizana e?
Nojereny i Mars ary @ firifiry km ary,nefa ny tsunami teo akaiky teo tsy nisy na iray aza afaka nilaza mialoha ny fiavian'iny.Mbola kely anie ny olombelona na tsy te-hino aza fa misy Andriamanitra e!
Nojereny i Mars ary @ firifiry km ary,nefa ny tsunami teo akaiky teo tsy nisy na iray aza afaka nilaza mialoha ny fiavian'iny.Mbola kely anie ny olombelona na tsy te-hino aza fa misy Andriamanitra e!
17. fijo
(
22/02/2005 21:56)
kally an le tsunami kosa hita mialoha fa le vahoaka tany no tsy nisy nampandre.
18. kally
(
23/02/2005 08:28)
Fialàna bala iny ry Fijo a! zavatra tsy sûr akory izy hoe izy io sa tsy izy...
19. fijo
(
23/02/2005 21:57)
efa hita le izy vao nanomboka le fahavakisan'ilay tany.fa tsy tongan'ny antso tany amindry mafy ady dia izay
20. pitchou
(
25/02/2005 18:29)
tena marina izany kally an! ny fampandrenesana no tsy nandeha satria ireo firenena ireo tsy zatra an'izany!