fotoan-gasy

1. booboo ( 08/02/2005 13:52)
Ity raha ity nazavaina anà dé zaraiko fotsiny.

Ny antony nahatonga an'io oun, dia satria t@ andron'ny Ntaolo dia tsy ny ora ahatongavana no ava-dehibe fa ny ora hiaingana.( Ohatra hoe @ 2 izahay miala aty eee ! dia izay ahatongavany eo izany na @ 5 ara :}vazivazy ). Ny tena nahitana taratra an'izany oun, dé rehefa hiseho vahoaka ny mpanjaka na handeha hanao raha ara-panjakana any ivelany dia ny ora iaingany ao @ lapa foana no tenenin'ny mpitondra tenin'ny mpanjaka fa tsy ny ora ahatongavany mitsy.
Sady koa oun oe, jereo ny famataran'andro ny gasy " maneno akoho tokana ", maizim-bavam-bilany, etc... tsy fantatra mazava hoe tena @ firy marina.

Fa @ zao fotoana izao tsy mifanaraka @ toetr'andro intsony ilay izy dia nivadika ho fanesoana sy fanaratsiana sisa ilay " fotoan-gasy " :?
novalian'i sipagasy ny 01/05/2005 20:31
2. sechat ( 08/02/2005 14:16)
:-D :-D :-D nde refa mifanao fotoana @olona marina a de ny fotoana iaingana no teneniko. merci booboo :-*
3. chipie1 ( 08/02/2005 14:25)
za aloha efa niala taminio fotoangasy io eh! :-P :-P :-*
4. mumu ( 08/02/2005 15:04)
chipie1 ountsssss
5. nikopol ( 08/02/2005 15:19)
za kou efa niala taminio
6. Dezy ( 08/02/2005 20:56)
le izy anie misy oul hataoranao ra tara enao ary misy oul tsy asianao sira mihitsy ,nena klou de ilaozako na de sipa aza ra vao tara 15mn fara faha betsany ee
7. ikaretsaka ( 08/02/2005 21:53)
rehefa te hanao fotoan-gasy hozizy le prof na moral nay taloha izay fia famataranandron'akoho entina de tena mety.. satria ny gasy ny akoho ny reveil !
satria raha tsy famataranandron'akoho dia famataranandrom-bazaha izay!
8. maditra ( 09/02/2005 05:10)
Zah tsy te hiala amin'io fotoana gasy io fa izy no nandao ahy. Tsara anie ry reto izany tsy taitra tsy maika na dia tara izany e! Mety ho izay no secret mahatonga ny olona taloha mba ela velona. Izao ianao, na dia minitra iray tsy azo ariana. Izao mandefa hafatra kely izao efa vidiana lafo(une seconde de perdue ne se rattrape jamais), c'est trop.
Efa maro ny Amerikanina no mitady lalana hialana amin'io izao fa mbola sarotra be ilay izy. Zah aloha mbola te hanao fotoan-gasy ihany aho e! Izay......
9. andansonia ( 09/02/2005 06:57)
Dia aty ampita tokoa ianareo r'ireto dia mety efa nialana ela ny fotoangasy, raha ny iainana aty aloha dia mbola ho ela vao ho foana ny fotoangasy.Ny tenanao no te hiala @ fotoangasy anie fa ny hafa toa izay foana, mety ho mariky ny tsy fanajana ilay izy nefa nohon'ny antony tsy miankina @ tsirairay koa.
Ka na lanonana na fivoriana dia misy foana ny fotoangasy e.
10. hery ( 09/02/2005 08:05)
Ka amin'izao dia efa hita koa ny fika fialana amin'ny mety ho voka-dratsin'ny fotoan-gasy. Atao alohan'ny fotoana ny fotoana :-) Ka raha manao fotoana cinema amina sipa ohatra ka tokony @ 19h ny film dia lazaivo azy hoe manomboka amin'ny 18h... dia enao kosa mba tonga 18h30 dia samy tsy tara... ok, raha sendra sipa mba hendry (otranah :wink: ) dia tonga eo amin'ny 18h15 izy fa mahita hoe kay tsy manomboka @ 18h akory ny film dia miandry eo
Ny Gasy wah tsy lany fika
11. booboo ( 09/02/2005 15:19)
dé nody ve le vevavy t@ zay ? :twisted:
12. ikaretsaka ( 10/02/2005 01:08)
azo atao koa le hoe "alaiko ianao" e...
@ iny tsy diso fotoana mihitsy
fa alamina star any any @ dadany sy ny neniny !
honesty honesty
13. yonikafopl ( 10/02/2005 14:13)
Mr honesty hihihihihihi
ka raha Ika tonga zay izy vao hiomana hiakanjo de mahandry??
14. ikaretsaka ( 11/02/2005 04:00)
ie.. de ampiako aza izy misolo akanjo... raha avelan'ny dadany sy ny neniny!
15. chipie1 ( 11/02/2005 09:42)
ka raha tsy mety izy moa hoe: mbola tsy makany aminy dada sy i neny aloha ? dia miandry ? :lol:
16. ikaretsaka ( 11/02/2005 15:07)
zay indray tsy de fobako le... za mo malaza @ io tsy tia afinafina io de nena lazaiko ihanyny ray amandreny sao sanatria..... eo vao loza hoe bikina le jo nefa tsy fantany akory!!
anjemanitso!
17. chipie1 ( 11/02/2005 16:02)
vao iaraka kely kosa ve oatra de oe andao ho any aminy dada sy neny ? nena aloha ampendrasako kely e :-D
18. ikaretsaka ( 11/02/2005 20:34)
chipie.. aleo ihany le honety hatrany amboalohany fa tsy laitra hoe ilay hoe sanatria nisy zazah tao vo heo .. euh izy/za no anona.. euh... bevokako ny zanakareo/zanak'olona!

izay vao heo iza ? naninona tsara an?

fa raha heo zahay sy anona ry dada sy neny miaraka sns..
de elao zay kle.. raha misy pepins de kopy izy hoe taiza ialahy de heo tany @ ndry...!
aleo le honety le
19. fijo ( 14/02/2005 22:17)
ka any mada koa mbola mitombona le fotoangasy satria raha hiala amin'ny 2h ao antrano amin'ny taxi be sy ny bus tsy hay izay ahatongavana any analakely
20. ikaretsaka ( 14/02/2005 22:50)
mandehana tongotra le... raha tsy heo avy any ambohimiandra angah aialahy no ho any sab nam!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1869