fotoan-gasy
21. naritsimba
(
22/02/2005 06:33)
Dia ahoana izany ilay fomba fiteny hoe: Aleo tara toy izay tsy misy?
Fa ilaina ny miezaka manaja ny fotoana hifanomezana, na iza na iza manao fotoana aminao.
Fa ilaina ny miezaka manaja ny fotoana hifanomezana, na iza na iza manao fotoana aminao.
22. welie
(
07/03/2005 18:01)
Ary azoko indray koa io hoe aleo ny ora hiaingana no lazaina fa sty ny ora ahatongavana an! hihihi..... :lol:
23. pitchou
(
07/03/2005 19:03)
nenareo r'ireto d efa tsy fitiavana gasy! raha vao ratsy d we gasy! nga ny vazaha tsy mba tara fotoana hoy nareo?
24. naritsimba
(
08/03/2005 11:03)
ao ny tara fotoana a ny mari-potoana ary ao ny tonga fotoana iza amin'ireo no tianareo?
25. Omby
(
30/04/2005 04:16)
Ny fanaraham-potoana ry namana isany no mariky ny fahamatoran-tsaina voalohany; mariky ny fanajana ihany koa satria manaja ny hafa ianao no sady manome lanja ny tenanao ihany koa. ny fotoana no anisan'ny zava-tsarobidy nomen'ny Ray antsika olombelona nefa tsy ain-tsika ny mitrandraka azy!tsy maintsy ho faty ihany fa aza mandany fotoana ary aza mampandany fotoana olona! ka moa tsy zany va?
26. sipagasy
(
01/05/2005 20:31)
hihihihihihihih :lol: :lol: omby sao de ilaozan'ny omby miahaka eo ve