hira misy tondro peo.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
1. fijo
(
04/02/2005 01:58)
mety azo atao ve rahery ny ahtina avy hatrany ny hira rehetra misy tondro peo?misy efa vita mantsy nefa tsy miseo.
novalian'i iartistika ny 18/04/2005 18:10
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
2. yonikafopl
(
05/02/2005 00:04)
fijo hihihhihihhi
efa te hatory ngamba ny masoko fa noheveriko we hira(io) misy tsondro peo le size =))
efa te hatory ngamba ny masoko fa noheveriko we hira(io) misy tsondro peo le size =))
![](https://avatar.serasera.org/e3ab6dbf6a4a2ea457083f1463630d87.jpg)
5. petit
(
05/02/2005 11:46)
Raha mba makobo vazo marina lisany ry zalà de mba hasio tondrompeo ra mba mety ah! za alo efa mba nanao ihany saingy tsy de mahafantatra betsaka.
![](https://avatar.serasera.org/2fb9fcd05f3b8f546ae19e3b8321ba6f.jpg)
10. jazz666
(
12/04/2005 10:45)
le andro ririnina an'i Mahaleo iny zao efa mba nandraisan'bandy anjara iany!!! tairo mba somokory ao ny sasany ry zalà a!!! oaiaka be lé site oe misy fasiana tondrom-peo nefa tsisy marisika ny hametraka firy!!! zay e!!!