fandalovan ny cyclone ernest tany antsimo

1. ravatorano ( 31/01/2005 10:26)
azonareo http://www.les-nouvelles.com ka ao amin ny à la une na ny http://www.madagascar-tribune.com samy nivoaka androanay 31.01,05 dhl ireo fa tena henjana tokoa ny nahazo ny vahoaka tany toliary.
Niakatra b tokoa ny rano ary marobe ny olona no tsy manakialofana amin izao fotaona izao :oops:
novalian'i lo ny 04/02/2005 06:20
2. andansonia ( 31/01/2005 14:52)
Dia mampalahelo tokoa ny nijery fa dibodrano tanteraka i Toliary . Io dia fahavoazana mahazo ny tanandehibe rehetra eto Madagasikara. Efa tsy izy intsony ny système de canalisation eto amintsika. Amin\'io mihintsy no hahatarafana ny maha andalampandrosoana antsika, satria ta@ andron\'ny Romana aza ny any europe no efa azo andehanana miafina mijoloka any anaty canalisation, ny eto amintsika anefa dia ny eo ihany no eo. Ny eo aza moa mbola fenoina fako.Mandrampiandry izany dia tratra aloha Toliary izao.
Tokony mba hisy fiaharamientana ohatran\'ny natao @ voan\'ny tsunami kao. Ny Tsunami marina mbola grave fa ireto kosa mpiray tanindrazana. Eny efa misy ny Conseil National Secours nefa mba tokony ho volena tiskelikely amintsika koa ilay mifamonjy, mitondra anjara biriky kely amin\'izay trahapavoazana
3. fijo ( 31/01/2005 23:24)
rehefa tsy maina izany dia tondraka indray.mijaly le olona e
4. lo ( 01/02/2005 03:31)
tsy we tsy izy tsony ny système de canalisation tany fa tena tsy noeritreretina miitsy we hisy rano b zany tany fa we tany maina, tamfanamboarandalana natao tany farany teo d tsy nokitihina firy ny canalisation fa nenjehina fotsny ze ahatsara ny lalana, satria bedin'i prezdà ry zalah tompon'andraikitra tamin'izy nandalo tany we ratsy b ny lalana antampontanana. D tsy nieritreritra tsony fa d ze nahavitana azy haingana no nataony, tena noheverindry zareo we tsy important le canalisation fa we ny rano (orana)aza tsy misy firy d navela teo. Zao ny vokany, ny vahoaka no mijaly amin'ny hadalan'ny mpitondra sasany :evil:
5. kavitra ( 01/02/2005 07:13)
misy tondrandrano be hono ny any toliara ka dia ahoana ny kolera tsy hobe indray izay no marary
6. mihanta ( 01/02/2005 10:24)
mijaly mintsy le malagasy
7. fijo ( 01/02/2005 22:52)
ndry koa ve mijaly?
8. fatsoraly ( 02/02/2005 22:26)
lo> hay ve atao asa zara fa vita otranizany indray koa ny marché public e! angaha tsy fantany fa tondraka foana any isaky ny avy orana? iza no tsy mahafantatra fa tondraka foana ny reniranon'i mangoky sy onilahy rehefa misy orana? hahaha. :-D
9. fijo ( 02/02/2005 23:27)
za aloha tsy nahalala an'izany e.noheveriko fa maina be foana any.
10. fijo ( 04/02/2005 00:27)
izao kosa izy misy rano tokony hezahana ny ampiasana io rano io ka
11. bebe ( 04/02/2005 02:15)
aleo marina aloha le lena toy izay maina mikainkona e
12. lo ( 04/02/2005 06:20)
le lena antonony tsara tsy manimba zavatra ka, sady mety mahavokatra amin'iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3063