Aza mba mandainga sao wain be

1. notron ( 26/01/2005 09:08)
Naka dongon-tany kely izy roalahy rehefa avy nividy toaka botakely sy kitoza 5cm vita teti-pohy. Eo izy no voafidiny fa hisotrony azy.
Somary narary kibo ilay Razoky ka te-handefa rivotra mafy. Ilay nalefany tany @ mpivarotra aza efa saika nahatratra azy saingy mba nisy ilay mpivarotra azo nanilihana dia mba afaka ihany.
Tazany tampoka ny alikan\'ilay namany niaraka taminy teo ka io indray no heverina fa hanilihana an\'izany.
nalefany moramora ary le izy? Tsy ren\'ny sofina fa ny orona kosa tena nitondra faisana.
Ka hoy ilay namany t@ alikany\" mody elah Boby\"
Faly ery Razoky fa tsy neverin\'ilay namany fa ilay alika no nanao azy.
Mbola te-handefa indray anefa izy nony avy eo, ilay alika kou moa niverina.
Lasa indray ny faharoa ary enjana no ilay voalohany.
\"Boby mody elah\" hoy indray ilay namany. \"Ty tena alika vendrana mihintsy, efa handefasan\'ny olona rivotra maimbo be mbola miharitra eo ihany! tssssss\"
novalian'i dadabe ny 12/04/2005 09:38
2. kavitra ( 26/01/2005 09:33)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. jhouhlambout ( 26/01/2005 11:37)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :°)
4. mcfy ( 26/01/2005 11:49)
silaka b ty :lol:
5. fanja1 ( 26/01/2005 12:41)
6. xxx ( 26/01/2005 13:40)
Ary ilay razoky izany tsy vaindrana nefa miaritra. trop kosa e!
7. booboo ( 26/01/2005 14:35)
:-D
8. chipie1 ( 26/01/2005 15:12)
:-D :-D
9. welie ( 26/01/2005 16:24)
:-D :-D :-D
10. fijo ( 27/01/2005 00:05)
milay le.tena nampiomehy.
11. majakely ( 27/01/2005 13:22)
ankizikely 1 mitomany hitondra ny sakany any am-pianarana..ny ray aman-dreniny tsy afaka nanohitra azy fa nitomany be le zaza de navela.
ilay mpitondra ny bus koa niteny hoe :mais petite est ce que tu sais que tu n\'as pas le droitd\'emmèner ton chat à l\'école??oui oui!ah bon!
tonga tany am-pianarana dia nobedesin\'ny prôf fa tsy norarahin\'ilay zaza dia voatery nantsoina ny ray aman-dreniny any amin\'ny directeur!!!!!!!!!!!!!!!!!!et pourquoi tu insiste tellement de prendre ce chat ici tu sais que ce n\'est pas autorisé;;dit le directeur...
parce que ...parce que...snif ;; :( :cry:
snif;;;POURQUOI???? son père crie fort sur elle
car j\'ai entendu ce que t\'as dit à maman ..BEN QUOI? dès que la ptite sera partie pour l\'école jje vais te bouffer la chatte :-D :roll:
12. fijo ( 27/01/2005 23:03)
hi hi hi milay milay e
13. yonikafopl ( 27/01/2005 23:31)
hihihhhihhihihihihhhihih
manapa tsinay vao maraina mihintsy ka!!! :-D
14. welie ( 28/01/2005 20:17)
:-D :-D :-D henjana koa nareo raha blagy ka! :-D :-D :-D
15. ( 28/01/2005 21:13)
hahahaha :-D
16. fijo ( 01/02/2005 00:02)
manala sorisory eto e
17. mihanta ( 01/02/2005 12:10)
fa naninn no sorisorena :D
18. sechat ( 01/02/2005 13:03)
:-D :-D :-D
19. xxx ( 01/02/2005 13:14)
nisy mpivady hono zany tratranlé zanany lahy teo ampanaovana de ouzizy , manao inona eo amboniny i mama kay dada? de ouzy le rangahy namaly miaino hirahira za letia e!
de nony lasa niasa le rangahy de iny le zaza natory teo amboniny reniny , niverina tampoka anefa le rangahy , de ouzizy le zanany oe , dada a! za wa tsy maheno hira zany eto ambony i mama e? de ouzy le rangahy oe " ka ny anlà tsinn tsy nitsofoka ny prise"!
20. mihanta ( 01/02/2005 13:39)
lol hahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2667