Aza mba mandainga sao wain be
23. notron
(
22/02/2005 07:37)
Tratran'ilay zanany nampiaraka ny dadany.
Nanafatra mafy io ity farany mba tsy hilazany izany @ reniny.
Teo amp-pisakafoanana anefa dia hoy ilay zaza:
- Neny aaa! dada zany an......
- Ahoana ampiko ny laokan'lah, hividianako biski elah an!
- neny aaaaa! dada zany an....
- Aterikomianatra elah rapitso an! sady hividianako gouter.
- neny aaaaa! dada zany tary nanao ôtran'ny fanaon'i neny sy le fakiterantsika!
(Aza mandainga wa fa wain be foana!!!!! :lol: )