timide

1. hashinah ( 19/01/2005 07:04)
inona kay no mahatonga ny olona iray : te haneho fitiavana izy nefa menatra avy eo? izany oe tsy miavona an fa saro-kenetra .
2. hashinah ( 19/01/2005 07:07)
de inona kosa ary no mba mety ho vaha olany avy eo r\'ireto?
3. ja ( 19/01/2005 07:16)
amiko fatahorana ilay izy:matahotra izy hoe hoe ho laviny dia izay no mahatonga azy menatra,matetika izao no ao an-doha:dia raha tsy mety izy dia wen b za
Tsy haiko kalongany e!zay ny hevitro.
Ny vahaolana tsy manana aho.andraso kalongany hieritreritra tsara za
4. kavitra ( 19/01/2005 07:18)
(l) (l) (l)
5. hashinah ( 19/01/2005 07:35)
na lahy na vavy io an!!
6. mihanta ( 19/01/2005 08:55)
njainjay kou refa tiana le oul d lasa saro kenatra tampoka
7. chipie1 ( 19/01/2005 09:00)
de ilay tsy mahita tenenina fa oe de aona ... de aona .... hahaha :wink:
8. mihanta ( 19/01/2005 09:01)
d refa timide le ray d le ray kosa tokony mba manao zay mety
9. ja ( 19/01/2005 09:04)
andraso kalongany za handinika.
Ka rehefa samy timidy dia tsy hiaraka mihitsy knou
10. mihanta ( 19/01/2005 09:07)
aleo ngamba samy manasa tare ngambany,d afaka ny henatra
11. chipie1 ( 19/01/2005 09:08)
ratsy be le oe afakenatra an! :wink:
12. lanto ( 19/01/2005 10:13)
menatra ve sa tsy sahy ?
13. mihanta ( 19/01/2005 10:17)
sa mody menatra kou?
14. ja ( 19/01/2005 11:04)
ie mety tsy sahy ihany koa kay so mahazo cosy masika b knou :oops: :oops:
15. maditra ( 19/01/2005 22:28)
Tsy maintsy mba manao mody menamenatra kely ange.Ka raha tsy izany dia ataon\'ilay iray ho mitetika loatra an\'ilay [....] manko. Aleo izany manao mody menatra kely dia avy eo mody mi-risque dia izay. :wink:
16. fijo ( 19/01/2005 22:36)
ka mihetse rehefa menatra izy e,tariho ny lalana dia hanaraka izy avy eo
17. ja ( 20/01/2005 09:17)
ontsy!rehefa misaraka avy eo dia manao vava indray ilay iray hoe ianao no te hikoty ana ko
18. mihanta ( 20/01/2005 09:35)
tsy hita ihany zay marina,tanjemo sao variana miolakolaka ao aza :evil:
19. mumu ( 20/01/2005 13:01)
ny bandy mody sarpkenatsa amin\'ny 1 fa refa avy eo an!! hummm...
20. yonikafopl ( 20/01/2005 13:23)
mumu hihihih efa tratran\'ny bandy mody timide nga njy le! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1033