timide

41. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:30)
yonika.. raha te hi verifier marina ndroky de modia koa manao virja dia jereo heo tara na ratsy
42. mamyrafano ( 27/01/2005 08:25)
tonga de risio fotsiny ho any tsy ho any e, ANY moa de ANY izany fa refa tsy ANY ndray de ANY an-kafa ndray.... ANY ihany zany sa ahoana...hihihihihi
43. chipie1 ( 27/01/2005 15:43)
44. ikaretsaka ( 27/01/2005 15:49)
ny FAHOANY FA HOANY kao indraindray ahafatesana baolina ka!
45. fijo ( 27/01/2005 22:41)
izay mihintsy.alefaso e
46. dezy ( 28/01/2005 09:55)
tandremo sao midona @ poto eo afovoany aza kou,lasa manao domiditra
47. fijo ( 31/01/2005 23:51)
eo indray miverina ka
48. dadabe ( 01/02/2005 09:22)
maneho fitiavana nefa avy eo tsy sahy:misy zavatra atahorany angamba,mety ho ny mpiara-monina ,ny ray amandreny,mpinamana sns....
mety ihany koa manadrana fotsiny izy (izany hoe mitsapa)fa tsy mbola te hiditra lalina (l) :-*
49. fijo ( 01/02/2005 22:27)
misy koa izay ka
50. mihanta ( 02/02/2005 18:54)
aza menatra enao fa mba tonga d tsory
51. fijo ( 02/02/2005 23:36)
ka matahotra F
52. fijo ( 04/02/2005 00:41)
izay izany fa tsaroana ny taloha.
53. Mihary91 ( 14/02/2005 14:55)
satria izy menatra ko!! inona indray antony hafa?
54. fijo ( 15/02/2005 00:09)
izay marina ko
55. stephane197 ( 19/04/2005 17:20)
rehefa tena miseho hoe timide b enao dia efa milaza aminy enao fa ti be azy mihintsy. tsy mila miteny fa voaray ny hafatra. lasa izy rehefa tsy ti! fa raha tsy zany an de ...!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0421