Ny hevitrareo!

1. maditra ( 14/01/2005 13:27)
Marina fa betsaka ny fomba fitaizana sy ny lesona azo avy tamin\'ny fiaraha-monina nivoahantsika tsirairay avy, fa amin\'ny zah manokana, misy toetra leoko ihany raha vehivavy no manao azy nefa tena halako maizina mihitsy raha lehilahy no manao azy. Ohatra, ireny lehilahy tia mifosa, tia mitaraina be, saro-tahotra, ....
Ianareo kosa, toetra ahoana no hitanareo fa tsy ratsy raha ho an\'ny vehivavy nefa ratsy be mihitsy raha lehilahy no manao azy?
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:33
2. andansonia ( 14/01/2005 15:01)
Ny mitomany nefa rehefa voatery tsy maintsy mitomany fa nidonampahoriana ohatra dia atao ahoana
3. chipie1 ( 14/01/2005 15:09)
tsy ratsy be zany raha amiko \"mitomany\"! :lol:
4. ikaretsaka ( 14/01/2005 16:34)
ny ahy ny vehivavy mamo no tena hafahafa amiko mandrak\'ankehitriny..
le tena mamo be matory an-tatatra ireny dia tsy mahalala menatra intsony
5. kamovavy ( 14/01/2005 22:21)
marina ny an\'ikaretsss. Na misy antony mijoro aza ny nahatonga azy hanamamo tena, tsy lasa kah !
Ny mitomany indray amiko tsy dia maninona loatra fa rehefa feno dia tsy maintsy avoaka, mankarary fo raha tazonina.
6. watafon ( 15/01/2005 06:04)
maditra ny bandy be wawawa any ambadika leisy no tsy azoazoko an; tsy sahy milaza imasoimaso ny tiany ambara !
7. chuan ( 15/01/2005 07:38)
nenah ndray less , ny bandy tsy mahafehy tena refa mirevy pii no tena mahakamo anah mitsy ! asiany an`le mandray resaka mivaona tampoka , de hors sujet be , de lasa gidra be no hiafarany nefa ambiance no tedavina !
8. mihanta ( 15/01/2005 10:33)
ny ahy reny lehilahy manao bikana sarimbavy reny tsy vohako,manalava volo,manao kavina..nefa samy manana ny reviny alou é.lehilahy tsy manuel kou héhéhéhéhé :-D
9. dezy ( 15/01/2005 10:45)
nena njay de ny vevavy mpanita-dresaka misy lhl manao anio koa sy ny mitantara ny fiainany namany zay natoky azy,any @ namany hafa any :evil:
10. chipie1 ( 15/01/2005 12:26)
ny lehilahy tsy manuel io ry mihanta de tena tsy azoko mihintsy kou hihihi :-D
11. watafon ( 15/01/2005 15:24)
chuan ! iny eo ihany fa le be doika no sady mila ady no tsy laitrako e! d nenah ilaozako mitsy !
12. maditra ( 15/01/2005 15:33)
watafon\" ireny ilay be wawawa nefa tsy sahy imaso\" ireny marina lesy tsy azoko koa an!
13. mihanta ( 17/01/2005 12:44)
watafon zao manuel satria mahay maninjona :D
14. booboo ( 17/01/2005 13:07)
ny anà indray mampi-te hanombo mitsy lé lelà refa miakanjo dé adiny 100 eo ambody fitaratra eo ihany na adiny 100 mitady oe inn no hanaovany ! tena halako halako halako mitsy !
15. tsiperifery ( 17/01/2005 13:13)
booboo> mba hividiano akanjo tsara sy tiany izy de tsy ela safidy e ! :D
16. chipie1 ( 17/01/2005 13:14)
le bandy lava volo be kou de tsy azoko ka , le tena lava be atrary aminy valahana io an!
17. mihanta ( 17/01/2005 13:15)
par contre raha lelà manao attention am tenany njay d tiako
18. tsiperifery ( 17/01/2005 13:26)
chipie> sady mamitaka ireny fa za efa nananihany bandy lavavolo toy izany nitondra fiara. Tsy fantatra mihintsy lery avy ato aoriana. Nitodika izy vô wain be ny tena.Nitsahana mafy haingana ny akseleratera vao maitso ny feux ! hihihi
19. mihanta ( 17/01/2005 13:35)
tsip nanantena k nangaina tao zay hihihihi
20. isrine ( 17/01/2005 13:43)
ny ahy indray ny lehilahy malezolezo dia tsy lehilahy amiko. sanatria toy ny tsy misakafo ireny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2177