Ny hevitrareo!
22. mihanta
(
17/01/2005 22:33)
ny lehilahy tsy madio kou tsy tiako,njinja reny tsy iborosy nify,tsy mahalala fahadiovana é :-D
25. titakely
(
18/01/2005 18:19)
rehefa voretra sy tsy mahavaha tena na vehivavy na lehilahy dia mitovy aby mahatsiravina e, misy tokoa ange ny olona na dia minimum d\'hygiène aza dia tsy mba gené ve hoe mavo izao nifiko izao mba kodikody rehefa miala anao ny olona rehefa miresaka ianao savoire vivre e
29. tsiperifery
(
20/01/2005 08:18)
iriniaina >Na mifoka sigara kely aza le sipa dia tsy balako koa e ! Mainka moa fa sady mifoka no be teny ratsy imasom-bahoaka ohatra, tena handosirako mihintsy !!
30. ravatorano
(
20/01/2005 10:04)
ny sipa misotro tsy mahazaka ireny tena halako ny kofa be resaka ambadika koa
rehefa tsy maotina d tsy voako loatra eh fa azy moa ny azy fa ny fanafody dia ny miala sy mitsaoka araky ny tenin ilay tsiperifery izay :-D
rehefa tsy maotina d tsy voako loatra eh fa azy moa ny azy fa ny fanafody dia ny miala sy mitsaoka araky ny tenin ilay tsiperifery izay :-D
34. pitchou
(
29/01/2005 11:28)
na misy mahita na tsy misy mahita tsy milay kosa e!
fa tsy milay koa ny mahita vhv mifoka sigara eny an-dalana ... asa na efa nisy nilaza! d le bandy mistro labiera eny an-dalana koa! beurk vulg b
fa tsy milay koa ny mahita vhv mifoka sigara eny an-dalana ... asa na efa nisy nilaza! d le bandy mistro labiera eny an-dalana koa! beurk vulg b
35. chipie1
(
29/01/2005 13:33)
pitchou > ié ,fa ny vhv aty mifoka sigara andalana an , na de efa antitra reny aza tsy hanaiky mintsy :-D :-D
37. ikaretsaka
(
29/01/2005 17:37)
maditra> marina mihitsy io.. le efa antitra be ireny dia tsy maty afo sy misotro sy be makiazy .. tena tsy mamely ka
38. yonikafopl
(
31/01/2005 22:15)
ny ahy ny vhv mifoka sigara mihintsy no tsy dia azoazoko na antitra na tanora.
De le lahilahy tia resadresaka reny ko
De le lahilahy tia resadresaka reny ko
39. fijo
(
31/01/2005 23:29)
le sipa aloha marina fa tsy mamely le sigara e.
fa ny bandy kosa aleo hiresaka e
fa ny bandy kosa aleo hiresaka e
40. poupounesana
(
12/02/2005 14:43)
nena ny tena tsy tiako le sipa mandrora eny andalana!
(eny fa na d lelà koa aza eh! beurk! na d mahita le rora aza matsiravina b)
chuan, sy tsy haiko:mitovy tsika tsy tia lelà manangatra refa misotro! refa mitady hanangatra d ampirehetana briquet eo anolonany d ataovy hoe "miala ny lolo" :-D