SARO-KENATRA

1. xxx ( 25/12/2004 14:21)
Fa man\'inona ny lehilahy saro-kenatra kokoa nohon\'ny vehivavy ?.Misy bandy tena manafina ny sex-ny na dia @ samy bandy aza.Misy antony manokana ve sa dia henatra tsotra izao ?
novalian'i RADOUXE ny 23/09/2005 16:25
2. poupounesana ( 25/12/2004 14:39)
tsy normal zny ry xxx ah! fa matoa misy bandy tsy mahasahy mampiseho ny \"annn-ny\" any bandy akamany d tsy normal zay le zavatra! soit c trop petit (complexe-ny bandy mitsy io) soit nisy sampona kely ao!
3. xxx ( 25/12/2004 15:52)
mitovy @ ilay hoe vehivavy tsy sahy mampiseho ny nonony entre anazy samy izy io
4. mihanta ( 25/12/2004 20:50)
:-D anga io aseho amzao oul rehetra zao?
5. pseudo ( 25/12/2004 23:45)
asa kou!!!...ary poupoun zany anie mahay zvt maintsiny an!
za kaloungany tena saro-kenatra e!ary tsy mbô sahy mitifitra poteau zany raha tsy efa tena alerte G. maintsany. :wink:
6. xxx ( 26/12/2004 12:21)
Tsy hitako aloha izay tokony ho olana @ izany.Raha samy bandy amiko dia tsy misy olana.Raha resaka hangezana sy fahakelezany indray dia tsy tokony ho olana koa satria mitovy ihany ny anarany.
7. jhouhlambout ( 26/12/2004 17:59)
Samy saro-kenatra daholo na lahy na vavy, zay ny toetran\'ny olombelona. Mifanohitra @ zany ny toetran\'ny biby tsy mahalala menatra mihintsy
8. mihanta ( 28/12/2004 08:41)
jhoulambout marina njay raha zay lafiny zay k
9. sejianis ( 28/12/2004 11:16)
ze tena milaza azy tsy saro(kenetra ary dia inviter-ko mba hot tonga eo @ avenue @ reveillon dia rehefa tonga nt minuit dia iangaviako izy hamoaka ny azy eo mba ho hitan\'ny ol rehetra.
Ary angaha koa raha tsy aseho dia midika fa kely na sampona ry poupounesana a! Raha izany dia aza avela hiaraka @ namany ny sipanao fa handeha hifampiseho biby any fotsiny ireny.
Izaho manokana aloha na dia bandy aza dia tsy dia tiako loatra ny mifampiseho biby izany e, indrindra moa fa ny hiteny ny akamako hoe ampisehoy hoe ny bôblijin\'là!Dain, oh ny hafahafa be izany kah!
10. idealy ( 28/12/2004 14:06)
iza ko aza mba ga² tsy hitako we aseho ahôna
mo le izy tena mampime
11. fijo ( 28/12/2004 21:24)
marina izany rajhouhl an.ny andry poupou izany aseoseo fahatany ko.
12. ikaretsaka ( 29/12/2004 00:57)
popou ty nga????
13. fijo ( 29/12/2004 23:19)
tsy hay intsony ka
14. ikaretsaka ( 30/12/2004 01:08)
spectakla gratosy izany .. sady efa akaiky reveillon zao handoa sosy aza hatao ko mainka fa gratosy..
15. xxx ( 30/12/2004 10:50)
Eny @ avenue izany ny fotoana @ reveillon dia ho hita eo izay saro-kenatra.Samia miomana ary :lol:
16. xxx ( 30/12/2004 10:59)
Ny fahazahoako azy dia izao: misy bandy sasany na any @ piscine na ao an-trano dia tsy mahasaky misolo akanjo na dia samy bandy izao aza ny eo.Misy bandy sasany tsy tiany ho hitan\'ny namany mihitsy ny fikabe ny.Izay angamba ny henatra tiana ho lazaina eto.Nefa tsy hitako izay ho tokony ho olana @ izay fampisehoana na tsia ny Biby.
17. yonikafopl ( 30/12/2004 11:54)
mitovy @ an\'i xx kou ny fahazoako ilay izy.
Za zao raha tena namako tsy mampaninona ahy ny misolo akanjo eo omasony, tena namana wa fa tsy namanamana an :wink:
18. pseudo ( 30/12/2004 19:00)
Okay ary zany ry zalà de aza mampijaly boaikely intsony a! fa sady efa menatra i lery no mbola voakenda ihany (mipipy).Misy aza tena iharan\'ny herisetra maintsiny (famaranana azy)
19. fijo ( 30/12/2004 21:26)
yonika an za moa namandry be o.
20. xxx ( 31/12/2004 09:36)
Raha bandy tena namako dia tsy misy olana amiko ny fampisehoana n\'inoninona aminy.Sady zvtra samy mitovy io koa ve dia tokony hafenina e !Mandeha ho azy izany amiko fa raha bandy manana eritreritra hafa dia hafeniko ny ahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1293