SARO-KENATRA
22. xxx
(
06/01/2005 09:51)
Eritreritra sy fahazarana ihany io fa tsy henatra izany.Tsy hitako aloha izay tokony hahamenatra raha samy bandy.Tsy olana amiko mihitsy izany miboridana eo @ samy bandy na any @ piscine izany na any @ fanaovana voyage d\'étude.Dia raha hitan\'olona koa anefa dia maninona e ?
23. sahary
(
06/01/2005 10:28)
tsy hitako letsy izay hampahamenatra ny amin\'io resaka io a,samy manana izao fa ny \"taille\"fotsiny no tsy mitovy,ka raha ohatra izany élà ka torana eny @ ny sisiny eny de esorinay ny akanjon\'là de aboridanay tanteraka de angamba rehefa avy velomina eo léry de miverina kôlapsa ndray fa hitan\'ny oul ny ziziny.Tsy hoatry ny tsy normal ve zany sa ahoana hozy lisany
24. fijo
(
06/01/2005 23:12)
ka nen\'i xxx aza ny ps tsy sahy avoaka ko aiza no hinoana fa marina izany
25. xxx
(
10/04/2005 12:28)
izao e! amin'ny maha olombelona ny olombelona dia menatra. sady ny lela @ zoa anie ratsy saina e!
26. Kintanakely
(
10/04/2005 15:00)
Ny ah koa aloh tsy atoroko an lisany sao lany manja eo e! Zah tsy menatra fa tsy tiako ho diso adiresy fotsiny ny pièce-ko. Réservé ho an sipa io, zay no tsy anoroanay azy.Sa ahoana hoz'nareo? :lol:
28. Chuan
(
14/04/2005 16:54)
ka sao de misy mahita de miteny hoe " kay !! te hanjono amin`ny kankana zah zany kle " :lol: :lol: :lol:
31. RADOUXE
(
23/09/2005 16:25)
Le olana zala tsy le oe aseo am samy bandy fa io refa tena akama daoly oatra refa mandro avy mana bol iny de tskoa fa ny matonga anla otrany oe menatra de vaovao ela zany ao@ le ekipa zavatra niainako zany t@ za niditra club taty fa any amla daoly ny masony voza fa io tsy koa io na itany bandy na tsitany sady tsisy tongalafatra nge e=D