Fitiavan-tenako no itiavako anao

1. fyjl ( 24/11/2004 06:55)
Ny fitiavana olona iray amiko dia fanatanterahana ny sitra-pon\'izay mitia. Izany hoe fanatanterahana ny filan\'ny fonao. Koa tsy afaka mitia olona ianao raha tsy tia ny tenanao satria. Sahala @ olona noana mitady sakafo eee!
Sa ahoana hoy ianareo?
novalian'i fijo ny 25/01/2005 23:20
2. fanja1 ( 24/11/2004 07:37)
:-D
3. mumu ( 24/11/2004 08:14)
fyjl tsy ratsy njay zany!!
4. chipie1 ( 24/11/2004 09:17)
ka adala zay tsy tia ny tenany!! :lol:
5. mihanta ( 24/11/2004 09:47)
ka izay anie ilay ilazako foana hoe je kalou vao tu.humm je m\'aime
6. kinaoly ( 24/11/2004 10:32)
mihanta, chipie1, mumu, fyjl> marina io , aona tokoutsany mou no hitiavana ol hafa nefany ny tenanaou aza tsy tinaou akoriny :-D , z akounkou klou ze m\'aime bôkou, passionnéman à fa foly e
7. catalina ( 24/11/2004 14:06)
(l)
8. fijo ( 24/11/2004 21:23)
izao izany e.mumu je m\'aime.milay ve?
9. loockx ( 25/11/2004 03:18)
ze m\'aime, tu m\'aimes... :-D :-D :-D
10. poupounesana ( 25/11/2004 06:32)
nenareo zany mbola le fitiavana ny tenanareo @ nofo fa mboa lty tena @fo tsara koa!
11. dezy ( 25/11/2004 10:19)
misy marina nen\'i fyjl fa saingy le we ny hitiavako ano no tsy de hekeko lotra :-P
12. sobika ( 25/11/2004 12:10)
dain mahaliana be le izy! manaiky koa alonganay za we raha tsy fantatrao tokoa moa ny tena tianao( fitiavana ny tena) @ fomba ahoana no hahafahana mitia olonkafa!
13. poupounesana ( 25/11/2004 12:52)
ie !zay mitsy
14. yonikafopl ( 25/11/2004 19:03)
miombon-kevitra @ sobika :)
15. fijo ( 25/11/2004 22:39)
ka ny fikotina ilay olona anie dia ny mba hanomezana fahafaham po ny tena e.
16. naritsimba ( 26/11/2004 05:38)
Ny tena fitiavana dia izay mahafoy ny ainy hamonjy ny sakaizany.

I Jesoa Kristy ange tsy nanota fa noho ny fitiavany antsika no namoizany ainy ka nanaiky nohomboana teo @ hazo fijaliana eh!

Koa samia isika mieritreritra.
17. mumu ( 26/11/2004 07:58)
fijo ary raha atao hoe fijo je t\'aime, tu m\'aimes ve mety??? :D
18. dezy ( 26/11/2004 08:06)
mumu> safotra rery ao an-tranony ao fijo fa ataovy :-D :-D :-D sa ela tonga de haka aviaou??? :-D :-D :-D tandremo sao misondrotra tampoka ao ny tension ry papa
19. kinaoly ( 26/11/2004 08:10)
mumu> loolll :^)
aiza fijo to tsary hita popoka :!: :?:
20. arimalala ( 26/11/2004 09:20)
Misaotra manokana an\'i Naritsimba
fijo> fitiavantena tafahoatra kosa ny anao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2712