Fitiavan-tenako no itiavako anao

41. fijo ( 13/12/2004 23:14)
mimich kosa.aiza no dia ho arivo le.aleo ihany aman\'aliny ka.
42. mimich ( 14/12/2004 07:57)
tapitrisa zany !
43. mihanta ( 14/12/2004 08:28)
nga ny isa mety tapitra,mitohy foana io
44. fijo ( 14/12/2004 22:07)
aleo marina ary tapitrisa e.izay no tsara
45. ja ( 17/01/2005 16:49)
toa lasa resa_bola ilay resaka e!
amiko manokana tsy maintsy ùisy fitiavan-tena kely satria matoa ianao miaraka aminy dia heverinao fa izy no afaka hampifaly2 sy mba hanantanteraka ny sitraponao tsindraindray e!
46. fijo ( 17/01/2005 23:38)
izay mihintsy.fiteny anie ny hoe:\"ianao no ahasambatra AHY\"
\"ny eo anilanao no fifaliaKO\"
\"horavaky ny tokantranoKO ianao\"\"
\"hiantahantaKO eo anilanao\"
ary rehefa misaraka dia
\"vita ny AMINAO\"
\"lasa IANAO\"
jereo fa le momba ny tena no tena katsahana eo.
47. ja ( 18/01/2005 06:36)
ansay fijo e!marina mihitsy izany,ka je anie izay vo tu koa e!
Tena poety kosa ialahy koa!
48. ja ( 18/01/2005 19:28)
toa mangigina ianareo e!
49. ja ( 19/01/2005 06:58)
ahoana kay ny hevitrareo @ ilay fiteny hoe:aleo hono miaraka @ olona TIA ANAO toy izy miaraka @ olona TIANAO.
50. fijo ( 19/01/2005 23:07)
ja samy ratsy ireo saingy raha ianao ilay tiana dia hafaka mifehy tsara ny tianao hatao ianao satria ilay tia adala.
51. ja ( 20/01/2005 09:19)
andray dia mampalahelo b ilay iray anie!
dia nefa ianao kosa aloha mahazo tsirony e!
52. chipie1 ( 20/01/2005 09:31)
olona tianao! :wink:
53. mihanta ( 20/01/2005 09:33)
ja aleo ny sipa no tiavina bb kokoa an :P
54. fijo ( 20/01/2005 23:23)
je t\'amour mihanta an
55. ja ( 21/01/2005 08:00)
kay feno declaration ny forum kale!
ie marina izany ry Mihanta
56. fijo ( 25/01/2005 23:20)
ka mihanta io ko,sady fitiavana koa ny ahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2497