Tapatapany ihany...

1. nikopol ( 22/11/2004 12:47)
Raha mankany elà...
novalian'i fijo ny 30/11/2004 20:47
2. faniry ( 22/11/2004 13:00)
tanjemo reny tapany reny fa mora mikobana an,d ho aiza io anefa??
3. iriniaina ( 22/11/2004 13:02)
:-D :-D
4. nikopol ( 22/11/2004 13:12)
Mahita azy elà...
5. chuan ( 22/11/2004 14:05)
Hitondra Paradise-me !!!!
6. booboo ( 22/11/2004 14:37)
mivovo any elà...
7. iriniaina ( 22/11/2004 18:31)
itondray any aho...
8. nikopol ( 22/11/2004 19:12)
Ivimbino any aho...
9. fijo ( 22/11/2004 20:01)
raha kitoza aloha ry akama dia aza manantena ny hivimbinako eo an.
10. korotamby ( 23/11/2004 09:18)
diaviko tongotra ny lalana mankany ah.............ho aiza anefé? an-dafy ve sa hanaraka an\'i père noël? :°) :arrow:
11. arimalala ( 23/11/2004 10:52)
kôzy tsy vazivazy....
12. chipie1 ( 23/11/2004 13:49)
potipotiny iany an...
13. nikopol ( 23/11/2004 15:32)
ary sary anakiray a...
14. fijo ( 23/11/2004 21:10)
sary mba hita tsara an.
15. arimalala ( 24/11/2004 06:06)
d raha sary tapaka an
16. kinaoly ( 24/11/2004 10:33)
tapaka ambony sa tapaka ambany :^) klou
17. ikaretsaka ( 24/11/2004 13:15)
mety daholo
18. chipie1 ( 24/11/2004 20:04)
tsy aleo ambany :roll: nefa ambony kou tsara tsy mahasosotra
19. xxx ( 24/11/2004 20:29)
sary XXXL
20. fijo ( 24/11/2004 21:08)
fatsy sary manao X
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1076