Tapatapany ihany...

21. yonikafopl ( 24/11/2004 22:04)
hihihihih sady tsy tapany ambany no tsy tapany ambony fa ny tapany afovoany :-P
22. ftma ( 24/11/2004 22:33)
tapany ampovoany= kibo :roll:
sa misy ampovoany hafa?
23. yonikafopl ( 24/11/2004 22:35)
ftma zay voalazanjy zay fa sao nisy nisaina hafa teo
24. arimalala ( 25/11/2004 09:05)
tonga ny sary tapany ampovoany
25. nikopol ( 25/11/2004 09:54)
Tsy maninona ary fa atao ohatran\'ilay sary eo amin\'ny pub etsy ambony \"tabataba.com\" io e!
26. faniry ( 25/11/2004 10:02)
sarin\'inn kay zany?sao d sarina fôtra
27. iriniaina ( 25/11/2004 10:07)
:-D
28. kinaoly ( 25/11/2004 10:37)
nikopol> alefaso aza ny sarin\'là kalou jerena, na tapany aiza na tapany aiza, :-D
29. yonikafopl ( 25/11/2004 18:29)
marina ny anjy ry kinaoly, aleo ny azy kalou no ho hita
30. nikopol ( 25/11/2004 18:38)
zany ve ry kinaoly sy yoni ?
:lol:
31. fijo ( 25/11/2004 21:55)
in ar n ah n sar tap
tapany io soratra io an
32. pitchou ( 25/11/2004 22:00)
tapany maitso?
33. ikaretsaka ( 25/11/2004 23:38)
fa raha somary lavalava tongotra ohatranay dia tena sao hanahirana izany sary tapany ampovoany izany fa tsy fotra an!
34. kinaoly ( 26/11/2004 08:05)
niko> alefaso fa aza miwawa eo fotsiny less e :-D
ika> alefaso klou jerena we manahirana ve sa tsia kanou, aveo omena ny verdict :^)
35. pitchou ( 26/11/2004 18:43)
s^ùo d sarina sôrta zany ry karetsaka!
36. yonikafopl ( 26/11/2004 20:25)
dia miandry le sary tapany zany ry ika sy niko an :)
37. poupounesana ( 27/11/2004 09:51)
aiza le sary ô? ho 500bandy ihany v le izyô? (1000bandy tapahana 2 tsinn koa)
38. fijo ( 29/11/2004 21:04)
any atsinana le sary e.
39. arimalala ( 30/11/2004 10:03)
efa tany aho fa tsisy akory
40. chipie1 ( 30/11/2004 17:26)
nanao veloma ndray....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0866