l\'amour
1. six
(
08/11/2004 13:58)
Rehefa tena nandinika dia toa ity no izy
les hommes cherchent mille raison pour faire l\'amour ; les femmes ont juste besoin d\'un endroit.
les hommes cherchent mille raison pour faire l\'amour ; les femmes ont juste besoin d\'un endroit.
novalian'i fijo ny 22/11/2004 21:25
2. ramoul
(
08/11/2004 14:07)
inn ihany no tena marina é!?
Amiko manokana alo de ny endroit no tena tediaviko fa tsy mitady raison zany mintsy zah é! ra tsy we... miankina am\' madama ihany nga!?!
Amiko manokana alo de ny endroit no tena tediaviko fa tsy mitady raison zany mintsy zah é! ra tsy we... miankina am\' madama ihany nga!?!
5. fijo
(
08/11/2004 20:45)
rehefa tsy misy mahita letsy io mety foana a.
maninona indray ary ry zalahy ry fanja?
maninona indray ary ry zalahy ry fanja?
6. tequila
(
09/11/2004 05:22)
Ka nareo no te tsy maintsy hitady argument eo foana . Eny e , misy aloha ny mila an\'izany tsinona e :-D
7. vally
(
09/11/2004 07:18)
tsy azoko mitsy le hoe argument lazainareo e!! argument inn???? nga tsy refa hoe raikitra de raikitra fa inn ndray?
12. mumu
(
10/11/2004 09:26)
fa inona kay ilay resaka fa tsy azoko??
tao lasa resaka position izy zany klé??
fa amiko alou de ny sipa no mila raison anaovana fitiavana fa ny bande refa raikitra de raikitra na aiza zany na aiza!!
tao lasa resaka position izy zany klé??
fa amiko alou de ny sipa no mila raison anaovana fitiavana fa ny bande refa raikitra de raikitra na aiza zany na aiza!!
13. six
(
10/11/2004 11:56)
d inn avy le raisons?? .
raha za anie ts d mila an\'io e! kôzy e, nenà le calin calin reny no tiko! d zay no nilazako an\'io volou io!:
raha za anie ts d mila an\'io e! kôzy e, nenà le calin calin reny no tiko! d zay no nilazako an\'io volou io!:
14. ramoul
(
10/11/2004 21:29)
marina mintsy ny an\' vally!
Tsy dia ilaina lôtra ny argument eo am\' mpivady refa tonga ny andro fitadiavana ny ara-nofo
Fa ra tsy mahay mapaka fy kousa ranga de tsy hisy mintsy eo.
Sa tsy zany ry zareo vehivavy?
Tsy dia ilaina lôtra ny argument eo am\' mpivady refa tonga ny andro fitadiavana ny ara-nofo
Fa ra tsy mahay mapaka fy kousa ranga de tsy hisy mintsy eo.
Sa tsy zany ry zareo vehivavy?
17. dezy
(
11/11/2004 12:15)
refa mifanaraka zany de mety doly kou fa saingy mba hanotanio ihany ny meteo fa sao de havy ny orana voafingany tady kely de maratra ,misy mantsy ny sipa tsy mbamiteny fa ao enao vao matsapa :-P :-P :-D :-D :-D :-D
19. fijo
(
11/11/2004 21:12)
mumu>izay anie e.ko raha ny iray ve mba te hoao aoriana nefa ny iray te hifanatritava tsy ho olana be?
20. six
(
15/11/2004 10:40)
d zay le mila atao serieux ! fa refa le mpivady marina d amn\'io
dezy> hihi le meteo ary toa efa nomeny anao ny prévision semestrielle kou!
dezy> hihi le meteo ary toa efa nomeny anao ny prévision semestrielle kou!