l\'amour

21. fijo ( 16/11/2004 00:06)
dezy ka raha tratran\'ny orana any an\'ala anie izay vao tena hoe \"ilay lena e\"(izay lelena e) :-D :-D :-D
22. six ( 16/11/2004 10:54)
fa ratsy b anie ilay lena e!
d iza no milay le kotsa kely sa le mando be?
23. fijo ( 16/11/2004 22:16)
aleo le-lena be ra sixa.aza misy ratsy saina eo indray an.
24. xxx ( 17/11/2004 06:23)
Fa ny anareo kosa ve de tsy fitiavana raha tsy misy an\'io e! f\'angaha io ihany angaha no ahafantarana hoe tena tia!
25. dezy ( 17/11/2004 10:00)
xxxx>ka io anie efa voa-janahary e efa nahazo tsdrano mameno ny tany de le fitiavana ao am-po ampina an\'io de ny ara-po sy ny ara-nofo
26. six ( 17/11/2004 10:16)
dezy > ewa baaaaaaaaass
xxx> azo lazaina fa io d anisan\'n tena ilazana fa misy ny fitiavana , kôooooooooozyy! satria lazaivo fa ts mifankatia nareo sy rabofinareo sa rabainareo d nefa ts mila an\'io, ka zay zany le an\'olondroa e! ...............
27. fijo ( 17/11/2004 21:44)
io le fitia ainga fe e.toa efa voalazan\'ilay boky matevina be iny io ko.
28. mumu ( 18/11/2004 09:36)
reto bandy reto tena tsssss!!!
29. fijo ( 18/11/2004 22:01)
tena tia anareo sipa.ary manaja koa an.
30. dezy ( 19/11/2004 08:03)
tsy ny sipa gasy ihany anie mumu no manja fa ny bandy kou e , :-P :-P :-* :-*
31. six ( 19/11/2004 10:47)
fijo hihihi :D :D :D :D zay mintsy ve?
fa
marina mintsy io an fijo 19/11 io fa nareo no ts mahatsapa an!!!!!!!!
32. xxx ( 19/11/2004 11:28)
Tena tsy fitiavana mihitsy ve raha tsy misy an\'io
raha amiko aloha de hoe fanampiny azo anaporofoana ny tena tia io fa tsy io no fototra tena ijoroany
33. dezy ( 19/11/2004 14:00)
xxxx koa an !efa we mifanampy reo 2 reo kou inn njay aza ,andramo anie ny mitia oul 1 de aza mikasika anio zavatra io ee ,de ho itanao ny valiny :-D :-D :-D
34. fijo ( 22/11/2004 21:25)
izay mihintsy radezy.
hendry tsika rasix fa ireto sipa ireto no tsy mahatsapa an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1547