Tsy azoko mintsiny

1. johanr ( 21/10/2004 17:46)
Misy joba tena mifankahazo am-po zahay.Ny fietsiny retraretra, ny ataony, ny tsiambaran-telony otran\'ny te iteny amiko izy hoe kotio za.
Izy tsy manan-tsipa rahateo.
Fa zao no magaga anah, refa nokotiko izy d za ndray lazainy fa otran\'ny anadahiny no andraisany anah.
Tsy azoko ry zareo???
novalian'i fijo ny 06/12/2004 21:56
2. vegas ( 21/10/2004 18:11)
Tiny ialahy fa tsy tiany ho vadiana.
Misy karazan\'olona tiana fa tsy ho alaina vady (na sipa).
Nidona tamin\'ny poteau ve zany rangahy? lol
Aodony ny sainy, apafataro azy sahala amin\'ny anadahy fotsiny ialahy fa tsy ho anadahiny mandrakizay.
Bonne chance e.
3. fijo ( 21/10/2004 19:31)
oka letsy vegas le poteau a. :-D :-D :-D
za moa tsy mahay mikoty sipa io,fa raha izaho no natao an\'izay,dia lazaiko fa ny anabaviko dia efa manambady aby,ka raha te ho anabaviko ianao dia tokony efa nanam bady.satria ianao tsy mbola manana dia tsy izy izay ,noho izany dia tokony ho ravaky ny fiainako izany.asa aloha e.
4. ramoul ( 21/10/2004 20:02)
:-D :-D :-D kay kounkou ela ry jonarh efa tratran\' zany? zah matetika mintsy no tratra :-D
Fa aza mora ketraka zany fa ra sipa ndray mbola betsaka ny tsy manana bandy no sady misy choix mintsy aza.
5. ikaretsaka ( 21/10/2004 21:03)
io kozin \' i fijop io ko tsy ratsy an
6. fijo ( 21/10/2004 21:48)
mody mampifila izy letsy fa tereo matetika dia hilefitra ny farany an.asa aloha fa za tsy mahay e
7. kally ( 22/10/2004 13:26)
Io ange no mahavoa anareo lehilahy sasany itony indraindray...vao mba iresahana kely sy itokisana dia tara amiko izye!,wa wa wa.O lehiretsy e! aiza ary nareo izany? :?:
8. chuan ( 22/10/2004 13:50)
Tonga de tsory aminy less oe tin`lah izy a ! Elah kou mety miolakolaka de tsy azony tsara le message de lasa otran`oe elah ndray no mivadika loup garou !!!! De ho hita eo @ zay ra tiny elah na tsia !!!!
9. tsilan ( 22/10/2004 16:52)
Johanr
Aza maika na dodona foana hono, fa ny ela maharay roa. Ny fatra-pandà ihany no manaiky. Sady manjary tsy misy tsirony koa le izy raha toa ka mora manaiky be fotsiny eh.
Mazotoa aloha eh.
10. jhouhlambout ( 22/10/2004 17:31)
Johanr, avelao izy aloha ho zatra tsara @ ialahy dia avy eo ampisehoy azy fa mila anazy ialahy ary izy koa lasa miankina @ ialahy
11. johanr ( 23/10/2004 22:35)
Vegas< \"ampahafantariko azy ohatry ny anabaviko izy saingy tsy ho anabaviko mandrakizay\" dia ahoana? Inn no tin\'ise lazaina?

Kally
12. zandrinifijo ( 24/10/2004 07:45)
présenter-o amiko lesy izy ra manairana be any éla fa alamiko tsara a. amy zay izy tena lasa anabaviny éla dia tsy sairana tsony éla. :*
13. didi ( 24/10/2004 08:36)
slt johanr !
nisy olona fantatro nanao izany koa fa farany dia babo ê ! ka asa aloha fa amiko izay maharitra no ... izy kosa ve dia hiseho ho \"facile\" aminao eo ?
14. johanr ( 24/10/2004 08:46)
didi> Merci didi.
Le izy nge za tsy nieritreritra ny ikoty anazy kou e! Fa le avance sur avance de farany za tafakoty!!! :°) :°) :°)
15. didi ( 24/10/2004 09:02)
Azonao tsara ny tiako lazaina !
Fa raha izany hoe \"farany dia tafakoty\" hay tsy tena tianao izy fa tsy nisy natao ianao dia nanandrana ... hihih
16. ikaretsaka ( 24/10/2004 17:55)
aza mioropaka hoa.. mahandrasa... io maimaika io ihany ny ts6y nampanidina ny akoho> anontanio i fijo fa izy mahalala ny tiako ambara
17. johanr ( 24/10/2004 21:29)
Aona letsy Fijo zany kozin\'Ikaretsak\'zany??

Ramoul>Mba tantarao hoe letsy le anecdote lol!
18. xxx ( 25/10/2004 15:33)
johanr > mety tena fifandraizana mpianadahy no tadiaviny fa mety manque d\'affection izy kanefa raha jerena amin\'ny maso ety ivelany dia ohatrany hoe mitady kotina nefa ny tadiaviny aminao dia izay affection fraternel izany.
Mamitiana
19. fijo ( 25/10/2004 21:04)
kally an.aza arehitra kosa ny afo na izany aza e. :-P
johanr>marina io voalazan\'ika io.mody manaraka mora eny ialahy sady mandefa fihetsika moramora eny koa.ary amin\'ny farany rehefa tafaraka irery iny ianareo dia ho hitan\'ialahyfa lasa hoazy io.
zandrinifijo>aoka letsy moa ny akama an.
20. jhouhlambout ( 26/10/2004 12:34)
johanr> Aza maika loatra fa moramora ihany. Zany hoe: mi-insiste kely isan-andro dia mi-exagérer kely indraindray. Dia rehefa misy ilay occasion tsy azo avela iny, dia araraoty tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4987