Tsy azoko mintsiny

21. xxx ( 26/10/2004 15:41)
za wa tena misy olona maha latsaka ahy ato nefa izy tsy iray firenena amiko de aona ? tena tiko be izy . Ampio re ol e
22. booboo ( 26/10/2004 16:52)
kally>ekena tanteraka mihitsy !
23. fijo ( 26/10/2004 21:04)
X milatsaha koa fa mitondra tady.
kally>aza mitarika ny namana amin\'ny afo an.
24. johanr ( 26/10/2004 22:41)
x,ramaso,fijo,booboo,jhouhla,ikaretsaka,chuan,tsilan,zandrinifijo,ramoul,kally,vegas...
Isaorana daholo nareo @ torohevitr\'areo fa de manana naman\'e!
25. fijo ( 26/10/2004 23:07)
tairo mora letsy e
26. fijo ( 27/10/2004 19:50)
ary rehefa azo dia reveo bien.
27. zandrinifijo ( 28/10/2004 09:24)
considérer o anabavy iany izy oa dia teneno za
28. fijo ( 28/10/2004 19:54)
mba hendry ry zandry a.za mbola eto.
29. fijo ( 28/10/2004 20:35)
mtady handika zoky ve lery ko.
30. fijo ( 28/10/2004 21:10)
ireto zandry ireto wa tena manahirana
31. mumu ( 02/11/2004 09:01)
fijo mianatra ny ataon\'ny zokiny izy kou!
32. fijo ( 02/11/2004 22:49)
e mumu,fa maninona ny zokiny.za olona hendry be ity ko inona indray. :-D :-D :-D
33. mihanta ( 03/12/2004 07:44)
tandremo zany razoky,mahaiza manao zay mety fa enao zavatra kely indraindray d manimba fihavanana,sao mba mety fitsapĂ na anao daholo zany
34. mumu ( 03/12/2004 18:51)
fijo henjy be mintsyyyyy atao exemple ho an\\\'ny bandy rehetsa!!
35. fijo ( 06/12/2004 21:56)
mumu>koa tsy milay ve raha lasa toa ahy aby ny namana ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3457