enjana ny sazy
![](https://avatar.serasera.org/53f9408f12716815eecaa0c08157cf70.jpg)
1. zandrinifijo
(
21/10/2004 04:25)
raràna mafy ny manome kolikoly, azo atao ny manome cadeau
novalian'i rurik ny 18/03/2005 14:47
![](https://avatar.serasera.org/f52b5e449a2303c031a0c3a1109360bf.jpg)
2. six
(
21/10/2004 10:04)
hihi, ka le kolikoly hono mba mody tsy atao e, fa le manomeza kely anamboarana ny rova eo ihany!
ataovy serieux e!
ataovy serieux e!
![](https://avatar.serasera.org/21232f297a57a5a743894a0e4a801fc3.jpg)
3. admin
(
21/10/2004 15:58)
Fa aiza daholo tokoa izao ireny vola ireny? Raha nanamboarana Iavoloha faharoa ve tsy efa nahavita?