fa hono wa???

1. ludo ( 26/08/2004 12:05)
misy amintsika zanak'olombelona hono tsy maintsy manana ireto toetra reto:
-misotro toaka
-mifoka
-miloka
-tia veh diso tafahoatra(zany we zay mandalo masony d ataony sipa doli)
De marina v we ra tsy manana io toetra 3voalohany io d tsy maintsy ao @ fa4 ny toeranao ??
novalian'i fijo ny 03/11/2004 00:08
2. sipagasy ( 26/08/2004 12:10)
mmmhhhhh :wink:
3. nikopol ( 26/08/2004 12:30)
Tsy marina io satria za zao ohatra tsy mba manana an'ireo toetra efatra ireo. :lol:
4. mimich ( 26/08/2004 13:12)
ny lhl hono no mazàna lazain'ny oll ho tsy maintsy manana ny 1 @ ireo toetra ireo
5. tsiperifery ( 26/08/2004 14:14)
Efa mihamaro ny lelà tsy manana na niala t@ ireo toetra ireo fa ny vehivavy indray izao no tsikaritra efa mitombo mandimby azy ireo ! Na ny toetra n° 4 aza efa misy ( lesbienne ) :lol: :lol:
6. ludo ( 26/08/2004 16:19)
iny ndray no tsy itako hoy lay jamba :roll:
7. lanto ( 26/08/2004 18:46)
zah koa mahita tsy manana ireo toetra efatra ireo ohatra an'i nikopol :)
8. ramoul ( 26/08/2004 18:53)
Ngambany aloha fa tô tsy nahatsikaritra an' zany é!.
Marina kounkou le nokôzin' tsiperifery io :lol:
9. lema ( 26/08/2004 19:59)
samy manana ny reviny io e!
10. fijo ( 26/08/2004 22:23)
amiko aloha ilay1)2)3)tsy mety amiko e.resaka fahasalamana io.
ilay 4°indray za mbola virja dia tsy hitako izay lazaina. :P :-* ;-) :D :-D ah ah ah anontanio anie i lanto e. :-*
11. ludo ( 27/08/2004 06:31)
aiza lanto teo? lanto aaaaaaa misy mitady njiko :lol: :lol:
12. sariaka91 ( 27/08/2004 09:26)
1-misotro toaka
2-mifoka
3-miloka
4-tia veh diso tafahoatra(zany we zay mandalo masony d ataony sipa doli)

ny 3 ovay hoe "milalao" (jeux vidéo, télé, internet, réseaux...) dia mitombina ny hoe tsy maintsy manana iray @ireo toetra ireo ny LHL

Izaho manokana aloha dia tsy misy na iray aza @ireo (za tsy tia vhv fa lhl ihany ka !)
Izaho izany ilay tena kanto indrindra ve ? (l) (l) (l)

13. mimich ( 27/08/2004 09:53)
fijo ah< inn ty mitady vonjy ity!
mbola misy ahiahina zany raha mbola mitady mpanohana
14. nikopol ( 27/08/2004 10:13)
lanto fa naninona njay iano sy fijo? :lol:
15. ramoul ( 27/08/2004 12:41)
:-D :-D :-D marina ve zany ry lanto?
sariaka91 zany an! zah zany le lhl parfait ra zany kou! (l) (l) (l) (l)
16. shadom ( 27/08/2004 13:34)
possible daholo ireo fa mety mbola tsy ampy aza e!!
17. mimich ( 27/08/2004 14:46)
shadom> inn kay no tsy ampy amin'ireo.
18. sariaka91 ( 28/08/2004 21:30)
ramoul > kanto sy parfait zany, no comment ka inn intsony no andrasana ? :-*

ramaso > ka efa miova anie izao ny filamatra e ! ny mpiloka izany efa tsy mahita intsony zaho @izao, génération taloha izany.
Ankehitriny tena hitako betsaka ny lhl varianan'ity aterineto sy vidéo sns... ity. Indrindra moa aty ampita aty.
19. mumu ( 29/08/2004 13:20)
iny njay fijo sy ny virja-any!!
aoka wa!!!
20. lanto ( 29/08/2004 13:58)
zah tsy mba hiombon-dainga aminao ry fijo an !!! aiza no hanamarinako izany ? de lazaivo fa i mumu njay no mbola hampianatra ? ountsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4878