fa hono wa???

41. ikaretsaka ( 05/10/2004 02:10)
tsss pitchou ndray ny sefon\'ny mpamorona ato kay :} 8)
42. pitchou ( 05/10/2004 09:52)
mcfy karetsaka > hitanay daooooolo daoooooolo! ... ny hevitra sy resaka tsy manjary ataonareo ato! :roll:
43. fijo ( 05/10/2004 22:22)
hevitra nga hitamaso???resaka koa nga hita maso????????ny sofina anie no miasa eo e.aiza isika izany.
44. pitchou ( 10/10/2004 10:57)
nenay ny maso no miasa eto ka! hevitra soratanbareo eto va tsy ho hitanay! tttssss! aiza ise zany fijo a! raha mbola miampy feo mampiasa sofina ve kou tsy asa foana???? :evil:
45. mimich ( 13/10/2004 07:16)
marina mintsy zany pitchou a! mbola ny zavatra soratana aza no hita fa angamaba raha miampy izay lazain\'ny vavany sy ny ataony an!! ! mitsoaka matanjaka mihitsy.
46. pitchou ( 13/10/2004 18:47)
mimich> voatery hampiasa boules quies kou!
47. fijo ( 13/10/2004 22:15)
ny soratra anie mety tsy tena ny hevitra e.ohatra hoe :\"mba tiako koa i kala ratsy iny yyyy\"
ny soratra dia hoe ratsy ,fa matoa tiana adia tsara.
48. mimich ( 14/10/2004 11:52)
fa ny na izany aza ny vav miampanga ny atao any ihany e!
49. fijo ( 14/10/2004 21:15)
dia ahoana ny vilam bava?
50. ikaretsaka ( 15/10/2004 04:12)
ary mailo @ nonony aby zany nareo raha iznay koooo :-D
51. mimich ( 15/10/2004 09:07)
ikarestsaka> tena tsy arako intsony ny tianao holazaina
na mivilana aza iny mahay mioteny foana , ary izay eritreretiny no teninyfa tsy izay ataon\'ny tanany akory
52. pitchou ( 15/10/2004 18:55)
ka tsy ny fomba anehoana ilay hevitra (an-tsoratra na am-bava) no mikaonty betsaka fa ilay hevitra ka! ohatra izao efa fantatra fa raha misy kaly mipetrapetraka eo dia lanin\'i fijo raha hitany, d hiandry ve hoe ho laniny ilay izy???
53. ikaretsaka ( 16/10/2004 02:18)
de rehefa misy resaka nono de pitchou zay! :-*
54. chipie1 ( 16/10/2004 12:29)
dain kouss ty ikaretsaka :-D
55. pitchou ( 17/10/2004 04:01)
maninona an\'i karetsaka ndray ny nonoko? ttttssss! nenĂ  maorimaorina b mihitsy kou! sady tsy ngeza b no tsy plat-plat!
chipie> aza omena tsiny akia karetsaka fa izy tsy mba manana nono a! sady tsy hitany ze mba maha-fier azy eny @ vatany a! :-D :-D :-D
56. ikaretsaka ( 17/10/2004 04:53)
ny halavako ka (aza anontaniana hoe ny halavan\'ny inona an)
57. fijo ( 18/10/2004 22:37)
raha mipetraka ihany ilay fanontaniana ry ika dia inona no valiny? :-D :-D :-D
58. pitchou ( 23/10/2004 19:33)
zay nenao ry karetsaka! liana tampoka i fijo!
59. jhouhlambout ( 24/10/2004 16:04)
:-D
60. yonikafopl ( 24/10/2004 18:35)
mila valiny ry ikaretsaka o!!!!! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.325