possible ve ny amour par correspondance.

1. hashinah ( 25/08/2004 09:12)
Aminareo possible ve ra oe par correspondance(n'importe quel moyen ) fa hoe tsy mifankahita fotsiny izao nefa mifankatia.
novalian'i xxx ny 13/05/2005 16:43
2. tsiperifery ( 25/08/2004 09:15)
Ato @ ity lohahevitra fitiavana ity efa misy lohateny hoe " Amour à distance" mety ahavaly ny fanontanianao ô ! :)
3. ille ( 25/08/2004 10:40)
Possible akia !! ary mety hisy hijoro vavolombelona angamba atsy ho atsy rehefa vita ny raharaha
4. pappes ( 25/08/2004 12:06)
Mety ho azo tanterahina ihany fa miankina @ izy roa hifankatia io .
Kanefa tsaratsara kokoa raha mifankahita izy
ireo satria tsy misy dikany loatra izany hoe mifankatia par correspondance izany fa mety ho mananihany fotsiny ihany.
5. ramoul ( 25/08/2004 12:30)
Possible ra tena mino ny fitiavan' le olona ray enao, fa ra ny contrair de tsy tafavôka mintsy.
6. chipie1 ( 25/08/2004 12:30)
possible fa tsy maintsy manana confiance bedabe
7. tiana1 ( 25/08/2004 19:13)
Amiko tsy possible... Zavatra mifanakalo nofinofy fotsiny ! Manjary tena lasa idealy ho an'ilay lehilahy ilay vehivavy dia torak'izany koa : ilay lehilahy lasa toy ny manja indrindra eto ambony ny tany ! Dia lasa "intellectuel" be ilay fitiavana - raha fitiavana no azo atao anaran'izany... Tandremo ny ho diso fanantenana rehefa mifankahita !
8. tiana1 ( 25/08/2004 19:15)
Raha ny hevitro dia ny finamana no mety ho tanteraka @ alàlan'ny correspondance.
9. fijo ( 25/08/2004 19:48)
miombon kevitra amin'i tiana1.
10. joda ( 25/08/2004 21:49)
tena possible à 100% ka fa dangereux aloha e ra amiko manokana :^)
11. tiana1 ( 26/08/2004 03:45)
Dia mba faly aho raha mba avelabelarinao ny hevitrao...
12. kitjo ( 26/08/2004 04:10)
Andramo e :) . Fa aza atao maharitra ela loatra fts
13. mir ( 26/08/2004 12:39)
amiko manokana aloha de tsy possible satria tsy mifankalala toetra akory ilay olona roa!!!
fa raha saha moa enao de andramo fa tsy misy mangidy tsy andramana hoy isika gasy!
14. fijo ( 26/08/2004 21:17)
ary ny maso atao ahoana ?tampenana tsy ahita ny hafa ve? :-*
15. anjevag2 ( 27/08/2004 01:22)
aimer c'est déjà correspondre,correspondre par un flux interne que l'on ne peut définir par (a+b)!Ce flux peut parfois être intense (d'où l'idéalisation de l'autre!).Le face à face ne doit pas être le seul et unique juge de cette correspondance....
16. fijo ( 30/08/2004 21:52)
lasa platonika be izy izany.
17. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:21)
misy maharatsy azy ve ny amour platonika
18. yonikafopl ( 31/08/2004 00:37)
za saika nino fa toa tsy hino njay hihihihihihihi
miandry ze hijoro vavolombelona za lol :-P
19. kitjo ( 31/08/2004 17:05)
za koa aloha efa nahita e, vao nivady vao haingana......tsy izay ihany akory.

Fa ilay izy ange tsy hoe par correspondance d hoe zay foana e, fa ilay fifankafantarana angamba no ilazana azy....ilay fotoana hihaonana voalohany no mety ela2 satria mila mandamina fa rehefa avy eo kosa aloha tsy tokony tohizana oh zay foana tsn e

Araka2 ilay olona koa io, fa na tsy par correspondance aza ange mitsy mivaralila aleo tsy misy e....

20. fijo ( 31/08/2004 20:19)
ny maharatsy ny amour platonika dia io tsy fahampian'ny fihaonana io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2899