possible ve ny amour par correspondance.
21. kitjo
(
01/09/2004 04:07)
Eny e, raha hoe ajanona amzay foana, ary normale koa znay fa mila "raisonnable" koa e,
22. fijo
(
01/09/2004 20:07)
raisonable eo ihany fa physicable no tena ilaina ko.raha tsy izany dia lavitrable ny foable. :-D :-D :-D
23. fijo
(
02/09/2004 18:43)
eny e,mifanoratra aloha fa tsy azo ajanona ela ilay tsy fifankahitana fa manjary manahirana ny saina sy ny vatana.
24. rambofrau
(
07/09/2004 08:55)
mifampicorrespondre dia avy eo mila mihaona ny roa tonta dia avy eo hita eo ny fandehany.mba tsy hisian'ny fahdisoamapanantenana mantsy. :idea:
27. xxx
(
13/05/2005 16:43)
tiana1:
Raha ny hevitro dia ny finamana no mety ho tanteraka @ alàlan\'ny correspondance.
tohizako... raha mitohy ny fifandraisana miafina dia tsy maintsy tanteraka foana ny fifankahitana na ho ela na ho aingana. Eo vao ho hita na afapo na diso fanantenana. Resaka tsy loab... mantsy raha hoe hiresaka fotsiny kanefa tsy mifankahita, fa rehefa mifankatia tsy maintsy mifankahita amin\'ny farany