Mampiady ny "portable"

1. xxx ( 11/08/2004 09:29)
tsindraindray ela miaraka am sipa iny no misy miantso tampoka surtout fa hoe vehivavy de ady tsy vita.De ahoana no ataon lisany?
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:37
2. poupounesana ( 11/08/2004 12:05)
arakaraky ny fomba fandraisanao le appel no iadiavanay @nareo na tsia! zà koa alou misy bandy akama miantso ihany ka micomprendre aho eh! saingy arakarakao mandray ihany io!rah bonne foi enao mandray an'le phone d tokony tsy hihanahana b ary tokony tsy hiahotra b!raha vao manao air coupable anie d tonga d raikitra ny ady eh
3. xxx ( 11/08/2004 12:43)
iza klou ilay ol miantso ? akama ? maitresse ? mitady renseignement ? olona mikoty ? arakarak'ilay olona miantso koa no tena mahatezitra sy mahasaropiaro ilay vehivavy.
Rodolphe
4. tsiperifery ( 11/08/2004 13:00)
Inona moa no tokony hampiady raha mba misy olona te hiresaka amin'elà ? Tsy mitondra mody ny resadresaka sady ilay miantso aza mba lany vola @ ity portable lafo velona ity !!!! :lol:
Saingy raha elabe kosa elà miresaka dia tsy fahalala-pomba indray ny mamela irery ilay olona akaikin'elà e ! Na bandy izany na sipa !
5. xxx ( 11/08/2004 21:44)
hihi, nareo vhv ange d klonn @ io zvtr io ndrindray e! na ol tsinn tsinn zao aza le miantso d edivana foana. zà aloh d maty foana e! :oops:
6. bogosy ( 12/08/2004 08:01)
eny e atao hoe sipan la mihitsy zany le miantso de ahoana no atao?
7. mcfy ( 12/08/2004 23:35)
bogosy> d ze fahaizanareo mifandamina ao indray izany rah izany fa aleo aho aloha hiala pà hihihi
8. fijo ( 13/08/2004 04:29)
ny fikako dia tsotra satria hiaran'io koa aho.vao mandeha ny resaka dia mody miela foana aho sady miteny mafy.:"ahoana letia,le aiza?"sady mody manalavitra kely.
fa marina fa mampiady tokoa io.
9. bogosy ( 13/08/2004 08:13)
de ahona le joba miresaka am la hoe lazain la fa bandy izy 8)
10. peluche ( 13/08/2004 12:02)
Efa tokony hanova fika zany fijo satria rakatra izy zao. :)
11. nikopol ( 13/08/2004 12:04)
Io indray letsy dia ny fifampatokisana no tena fototry ny fitiavana an. Rehefa hitan'ilay sipa ela hoe tsy miodina mihintsy na iza na iza miantso eo tsy taitra mihintsy izy. :lol:
12. yonikafopl ( 13/08/2004 13:56)
marina ny an\'i nikopol zay!!!!!!!!!
fa rehefa fantatra fa mpiodina , dia na ny anabaviny na ny rahalahiny aza no miantso de ady foana. :-P
13. nikopol ( 13/08/2004 14:04)
Zay ange ry yoni a! za zao refa miaraka amin'ny sipa ( théorie moa ny antsika fa za mbola seul be zao ) dia sura 100% le sipa fa tsy hiodina mihintsy za, ka na iza miantso eo na iza dia tsy hatahotra mihintsy izy. :lol:
14. ludo ( 14/08/2004 10:12)
ny tsotra d zao e ra fantatrao fa manana olon-
tiana ianao d fadio ny manome n° olon-kafa
mba hisoroana ny ady fa raha2 tadiavina ra
ohatra ka manan'olontiana nefa mizara n° @
sipa hafa ka tsy omeko tsiny izy ra tezitra
15. lema ( 14/08/2004 10:27)
ka lé iay anie tsy any tsony fa hoe mba misy sipa kou any @ sisiny e!ka ra miantso tampoka lé sipa dé misy mody manao allooooo tena tsy enoko mitsy énao alloooo sady mody misintaka kely ra manaraka avy ato arina ny ankizy dé mody miteny hoe allloooo dé vonoina ny tel. dé mody miteny hoe tsisy reseau,dé tsy adino kou ny mamono ny n° an'ilay olona raha ni-affiché fa sao misy be kitikitika ny tel. ka misy miantso tampoka
16. yonikafopl ( 14/08/2004 15:45)
tena efa pro mihintsy ry lema zany marina
tsssssssss mpandainga lotra raha toa anao ny lehilay :evil:
17. pitchou ( 14/08/2004 17:59)
rehefa mahana otran'izay nareo lhl d tonga d fantatra fa resaka tsy mazava le izy!
18. ludo ( 14/08/2004 21:17)
Aza mampianadratsy ry lema a !!!!
19. bogosy ( 16/08/2004 11:21)
merci lema :lol:
20. xxx ( 17/08/2004 17:41)
diso hevitra le niteny hoe ny vhv kloon!zahay koa anie mba hiharan'zany eh (vhv aho zany io miteny io)! fa ny ahy alou d napetrako mihitsy! tsisy akijerijery phone zany ny anay!ary ny tena comble d raha atao ny statistique d lelà no betsaka miantso ahy par rapport ny isan'ny vhv!na ny répertoire aza d hoatran'zay ihany koa! saingy tsy d hoe inn akory fa d namana sy relation de travail daolo fotsiny ireo!fa zany hoe tsy ilaozan'zay bandy molamola koa alou eh!zà ndray alou tsy miala zany (ary matetika tsy afaka fa ao anaty fiara na ao anaty taxibe d ho aiza?) fa d mampiresaka eo fotsiny d kalma ftsn eh!!
hoan'i nikopol, tsy d tsara raha vao ataonao mazava b hoe tsy hiodina enao!satria si c pas l'un c l'autre sady eo koa le we les contraires s'attirent eh!raha bandy milaminab enao, mety tia korontana le miaraka@nao! ka @voalohany mety tsara ny fiarahana fa refa ela ny ela mety ho monotone satria tsisy blem d mitady zavatra hafa izy! mila asiana suspens kely zany!tsy hoe miodina fa mba ataonao manontany izy we miodina v ity sa tsia.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1706