Mampiady ny "portable"

21. fijo ( 17/08/2004 22:25)
bogosy>tsy maninona ilay sipa satria efa mpifanao ela izahy.ilay iray koa vao maheno hoe "ela" dia mihevitra hoe resaka hanao kanety be indray izao izany.tsy mila mihaotra mihintsy eo,fa tonga dia raisina.
22. leonardodicaprio ( 25/10/2004 14:18)
aleoko tsy mividy portable,amizay milamina ny
ny tokan-trano
23. fijo ( 25/10/2004 23:56)
tsotra e,ataovy PS bandy aby ny anarana ao anaty reper.
oh.ikalangita=ricky
bozy=mahaleofanja=rakotofra,dia ianareo ihany no mahalala hoe iza ity.
24. pitchou ( 28/10/2004 20:42)
ary tena fijo kely mihitsy ity fijo ity ka! mbola tsy sendrany sipa mitaky ny ataovy mafy iaraha-mihaino an!
25. fijo ( 28/10/2004 22:37)
tssss resaka perso kosa ve dia.raha tsy sipa tsy mahalala fomba ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4824