Aretina vaovao : "aretin'ny mpivarom-boakazo"

1. nikopol ( 02/08/2004 11:47)
Filazana avy amin'ny ministeran'ny fahasalamana :

Hilazana isika namana fa misy aretina vaovao mihanaka indray izao tao aorinan'ny "grippe du poulet", aretina mety hahazo ny lehilahy telopolo taona mihoatra izy io ary "aretin'ny mpivarom-boakazo " no anarany.

Toy izao no fisehony : "mihalehibe ny goavy tsy nahy lasa ohatran'ny voatabiha, ary mihena ny ankondro, mifitina lasa ranjaly".

Hiangaviana ianareo izay voa an'io aretina io hampilaza ny manampahefana. Ny fiantsaikany eny amin'ny vehivavy mbola tsy fantatra hatramin'izao.


:lol:
novalian'i shannie ny 16/04/2014 10:05
2. lanto ( 02/08/2004 11:50)
hihihi hay moa ato @ hatsikana sy lalao! mahazo mihomehy tsara izany. Fa raha tany @ fahasalamana nampatahotra... :-D
3. nikopol ( 03/08/2004 09:12)
Aretina azo any amin'ny toeram-pisana hono izy io.
4. lezama ( 04/08/2004 09:19)
ny @ vehivavy indray mety mihena indray ny voasary dia mitombo ny ................
5. yonikafopl ( 04/08/2004 11:58)
hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi
mbo mampalahelo kou ze tratran'ilay aretina marina :lol:
6. fijo ( 16/08/2004 23:25)
ny tratrany moa haninona fa izay hovadiny no hovoa mafy.
7. shannie ( 16/04/2014 10:05)
Niahahah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0828