Sipa ratsy

1. xxx ( 30/07/2004 17:52)
Fa maninona hoa ianareo bandy no tsy mba taraiky amin\'ny sipa ratsy tarehy ? F\'angaha rehefa manja ilay sipa dia manja hatrany anatin\'ny kilaotiny koa, ary rehefaratsy ilay sipa dia ratsy koa ny any anatin\'ny kilaotiny. Tena misitery mahagaga tokoa.
novalian'i rahan ny 30/11/2004 14:51
2. lema ( 30/07/2004 20:10)
ka zé hita maso ihany alou no afaka itokisana
\"arakara tarehy voa-javatra\"
3. booboo ( 02/08/2004 06:28)
xxxxxx> aza taitra @ zany fa ny vodi-tsobika ara mana-tandrify
4. tequila ( 02/08/2004 13:36)
booboo> fa ny tandrifin'ny voditsobika fako !!
5. lema ( 02/08/2004 13:50)
ny tandrifiny fako ny mpiasan'ny fivondronana :lol:
6. sasely ( 02/08/2004 17:27)
za tsy mifidy sipa izany fa arakaraky ny toetranao no maha tsara tarehy anao fa ilay fika be mitovy daholo io
7. jhouhlambout ( 02/08/2004 18:06)
Fa maninona koa ianareo vehivavy no tsy mba taraiky amin'ny bandy mahantra e ? F'angaha rehefa mahantra ilay bandy dia mahantra hatrany anatin'ny kilaotiny koa, ary rehefa manakarena ilay bandy dia manakarena koa ny any anatin'ny kilaotiny. Tena misitery mahagaga tokoa
8. booboo ( 03/08/2004 06:45)
tequila> :roll: ... tsy voatery kah ! ilay heviny positif no nitondrako sy nametrahako an'io ho an'i x6
9. kally ( 03/08/2004 08:03)
Jhoulahmbout> Diso hevitra be,izahay tsy mijery izay any anaty kilaotin-dehilahy izany fa ny ao anatin'ny lohany sy ny fony no tena izy.
10. jhouhlambout ( 03/08/2004 14:29)
kally > ......fa ny ao anatin'ny porte-feuille sy ny bogosité_any no tena izy :( Hm?
11. tequila ( 03/08/2004 14:30)
booboo> eny ary re e , ka tokony noteneninao hoe samy manana ny anjara masoandrony ! :wink:
12. booboo ( 03/08/2004 14:41)
tequila>hihihi marina zany :wink:
x6>tsy taitra @ zany enao fa samy manana ny anjara masoandrony
13. xxx ( 03/08/2004 14:52)
xxxxxx, fa maninn enao no manontany an'zany?matsiaro ny tenanao ho ratsy ngah enao? d hoe ny any anaty kilaoty v no omenao atao takalony? aza manao an'zany re! ny oll rehetra anie ka samy manana ny mahatsara azy daolo eh!ary tsy voatery (jel'espère franchement) we ny any @ le nolazainao ihany no hany mba tsara any @ oll iray!
14. kally ( 03/08/2004 15:13)
jhoulahmùbout angaha tsy mahay mamaky teny gasy?Efa novaliako hoe ny ao anatin'ny lohany sy ny fony no tena izy.
Fa i jhoulahmbout angaha tsy mety mahazaka sipa sa..?
15. soalala ( 03/08/2004 15:13)
Tena marina daholo ilay voalazan'ilay xxxx sy ny an'i jhoulhlambout. Ny bandy manjono an'izay sipa manja, ny kala mikoty an'ilay bandy be saosy, ka dia inona moa fa dia mifameno eo ny banga è. Fa dia hadino aloha ny ratsy tarehy sy ny kely saosy, Asa mety hiaraka ihany angamba ry zareo rehefa reraka ny mitana labozy. Sa ahoana ry zalahy ??? :*
16. atmos ( 04/08/2004 19:49)
Le we sipa ratsy sy le we bandy bôgôsy ange "relatif" be e, mety we misy manja amiko mety tsy manja @ sasany, mety we misy bôgosy @ iray fa tsy izy @ iray.

Raha ny tena marina izany, manja sy bôgôsy dôly ny rehetra.

Mikasika ny be sôsy ndray, tsy hoe rehefa tsy manana daba, sy tsy mikiraro tsara izy de we tsy be sôsy. Tandremo sao voafitaky ny "faux-snob" an!!!!!!

17. mabloo ( 05/08/2004 09:07)
marina ny any atmos,vody sobika aza manatandrify e!!mety ratsy enao amin'ny sasany fa tena manja sy mahalasa adala ny sasany kosa!!mety vizana amin'ny kofa tsy tia anao enao de milaza izany fa amiko tsy misy ol ratsy zany!!manana ny hatsarana ny tsirairay avy na lahy na vavy!!ary samy manana ny maharatsy azy ihany ko!!
18. soalala ( 05/08/2004 15:56)
atmos > Ka io izany no mahatonga ny fitenenana hoe izay tiana no mitombo tarehy ?
19. fiaritiana ( 11/08/2004 18:01)
ilay definition an ilay hoe ratsy ange tsy fantatra akory e samy manana ny fijeriny azy ny olona
ka raha ratsy ary izy ary tsara ny fanahiny dia ahoana no ataonareo :?: mampalahelo izany mijery tarehy amin ny resaka fitiavana izany
20. donemaskit ( 11/08/2004 20:55)
sipa ratsy ohatran'iza zany ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5782