Sipa ratsy
21. fijo
(
11/08/2004 23:30)
ny harendehilahy hono toa ny hatsaran tarehimbehivavy,ka ireo no mahasarika aminy.samy marina ireo.
22. tolotra
(
12/08/2004 10:36)
ny vady hono jerijery, ka rah tsimisy jerena kosa ve! tsy malaimody,fa ratsy vady.aleo tsorina fa milay ny manana sipa manja!
23. yonikafopl
(
12/08/2004 15:00)
tolotra :roll: koa naninona no novadiana raha hita hoe ratsy??????
26. tolotra
(
13/08/2004 16:45)
zah alou mbola tsy manambady e! inona alou no dikany hoe ratsy @ yonikafopl ,aka ve de aka zavatra ratsy ,tsy aleo maka ny tsara, arakara tareh voajavatra mantsy!
31. tolotra
(
22/08/2004 18:29)
fa ny tena ratsy! de sady ratsy tarehy no ratsy saina no ratsy bika! fa ny sipa manja de mitovy @iazay ihany ny sainy,manja e!
33. namananamana
(
25/08/2004 13:01)
tsy misy anizany e! fa izay tiana mitomba tarehy. ka tsy misy ratsy sy tsara fa rehefa tiana dia tsara eo imasony ilay olotia. :)
36. kitjo
(
26/08/2004 06:42)
Arakaratarehy .....inona moa ozizy ilay fitenenana?
Marina indraindray fts io raha olona fa sao efa anjely fa tsy olona tsn raha tsara b dol k,
Marina indraindray fts io raha olona fa sao efa anjely fa tsy olona tsn raha tsara b dol k,
38. kitjo
(
27/08/2004 13:14)
Hafa njay zay, hay v nianatra teny gasy nalehan fijo tany Dago e,hiihhiihhi